Lycheeland Madagascar

Lycheeland Madagascar Fruits et légumes séchés et en poudre de Madagascar
100% naturels, certifiés biologiques, sains et savoureux.

Sans conservateur, sans sucre ajouté, sans huile ajoutée.

🤍❤️💚 𝐓𝐨𝐧𝐠𝐚𝐬𝐨𝐚 𝐉𝐨𝐧𝐚 🤍❤️💚Efa manakaiky ny fety e! 🎊 Fotoana iray hanandratana avo sy hankalazana ireo vokatra vita eto an-...
02/06/2026

🤍❤️💚 𝐓𝐨𝐧𝐠𝐚𝐬𝐨𝐚 𝐉𝐨𝐧𝐚 🤍❤️💚

Efa manakaiky ny fety e! 🎊 Fotoana iray hanandratana avo sy hankalazana ireo vokatra vita eto an-tanindrazana.

📌 Eto amin’ny Lycheeland, faly izahay mizara aminao ireo voankazo maina 100% Malagasy. Rehefa manohana ny Vita Malagasy isika, dia manohana ireo mpamokatra, ireo fianakaviana ary ny ho avin’ny firenentsika ihany koa. ❤️🇲🇬

😉 Misafidy Vita Malagasy, misafidy ny ho avin'i Madagasikara.

Mirary volana Jona feno hafaliana sy fahombiazana ho an’ny rehetra izahay, ary mirary fety sambatra sahady ho an’ny Malagasy rehetra! 🎉🇲🇬✨

𝑩𝒐𝒏𝒏𝒆 𝒇𝒆̂𝒕𝒆 𝑴𝒂𝒎𝒂𝒏 ❤Mafinaritra ery ny mijery an’ireto Reny mahery fo kely ato amin’ny Lycheeland ireto 🤍🥹Amin’izao Fetin...
31/05/2026

𝑩𝒐𝒏𝒏𝒆 𝒇𝒆̂𝒕𝒆 𝑴𝒂𝒎𝒂𝒏 ❤

Mafinaritra ery ny mijery an’ireto Reny mahery fo kely ato amin’ny Lycheeland ireto 🤍🥹

Amin’izao Fetin’ny Reny izao, dia mirary fifaliana, fahasalamana ary fotoana feno fitiavana miaraka amin’ny ankohonana ho anareo izahay

Mankasitraka ny fikarakarana, ny fitiavana ary ireo ezaka madinika sy lehibe ataonareo isan’andro 🌸

Izahay eto amin’ny Lycheeland dia mirary Tratry ny Fetin’ny Reny ho an’ny reny rehetra. Ankafizo ity andro manokana natokana ho anareo ity 💚

Izahay eto amin’ny Lycheeland 🌿 dia mirary Pentekosta feno fiadanana, fifaliana ary fahasoavana ho antsika rehetra 🕊️🤍En...
24/05/2026

Izahay eto amin’ny Lycheeland 🌿 dia mirary Pentekosta feno fiadanana, fifaliana ary fahasoavana ho antsika rehetra 🕊️🤍

Enga anie ny Fanahy Masina hitondra hery vaovao, fitahiana ary fiadanana ao an-tokantranontsika tsirairay avy 🙏🌞

Ny voankazo maina vokarin’i Lycheeland dia vita malagasy 🇲🇬 : tsy misy siramamy, tsy misy additifs, fa tsiro tena izy 💚N...
20/05/2026

Ny voankazo maina vokarin’i Lycheeland dia vita malagasy 🇲🇬 : tsy misy siramamy, tsy misy additifs, fa tsiro tena izy 💚

Ndao isika hanohana ny VITA MALAGASY e!!!

𝑬𝒍𝒂 𝒆𝒍𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒏𝒊𝒔𝒚 𝒅𝒆́𝒈𝒖𝒔𝒕𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒈𝒓𝒂𝒕𝒖𝒊𝒕𝒆 👀✨Ka andao ary mba teneno anay e😍Inona ilay voankazo maina tena tianao...
13/05/2026

𝑬𝒍𝒂 𝒆𝒍𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒏𝒊𝒔𝒚 𝒅𝒆́𝒈𝒖𝒔𝒕𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒈𝒓𝒂𝒕𝒖𝒊𝒕𝒆 👀✨

Ka andao ary mba teneno anay e😍
Inona ilay voankazo maina tena tianao be ato amin'ny Lycheeland iny ? 🍓🥭🍍🍌

Hoa avy tsy ho ela zay 🤭❤️

07/05/2026

🌶️✨ 𝑹𝒂𝒊𝒌𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒚 𝒂𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒑𝒓𝒆́𝒑𝒂𝒓𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒄𝒐𝒎𝒎𝒂𝒏𝒅𝒆 𝒕𝒆𝒕𝒐 𝒆!

SAKAY indray no nokarakaraina androany

Ary mba andao ary hojerentsika hoe mahafantatra tsara ve nareo 👀
👉INONA ARY NO ANARAN'ITY SAKAY ITY ? 🌶️

Valio ao amin'ny commentaire ary👇
Aleo jerena izay tena expert amin’ny sakay ato 😏👇

01/05/2026

👉 Nareo koa ve ilay team manjavona haingana be rehefa zoma 👀 sa ilay mbola mifampiandriandry aloha? 😅🤣

💼✨ Joyeuse fête du Travail ho antsika rehetra !

💪 Tadidio fa ny asa ataontsika tsirairay dia misy lanjany avokoa na lehibe na kely ary ny ezaka rehetra ataontsika androany no manangana ny hoavintsika rahampitso🤝

Les physalis séchés ainsi que tous les fruits séchés de Lycheeland que vous aimez tant sont maintenant disponibles chez ...
30/04/2026

Les physalis séchés ainsi que tous les fruits séchés de Lycheeland que vous aimez tant sont maintenant disponibles chez Taanavo, le marketplace international malgache.

24/04/2026

🌿✨ 𝑪𝒐𝒖𝒍𝒊𝒔𝒔𝒆𝒔 𝒇𝒂𝒏𝒐𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒄𝒐𝒎𝒎𝒂𝒏𝒅𝒆 𝑳𝒚𝒄𝒉𝒆𝒆𝒍𝒂𝒏𝒅

FANTATRAO VE? 👀

Tsy fruits séchés ihany no ataonay ao amin’ny Lycheeland Madagascar, fa manao légume sy anana ihany koa izahay 💚

Ity indray izao: ANAMALAHO 🌿

Voaomana tsara izy ity,
ary afaka alefa sy ampiasaina tsara any ivelany mihitsy ✈️🌍

📦 Vaovao tsara: efa misy disponible ao anaty doypack 100g ao amin’ny Taste Of Madagascar – Aéroport Ivato izy ity🇲🇬

Na any an-tanindrazana ianao na any ivelany,
mandray commande izahay 💛
Aza misalasala mifandray aminay😁

𝑴𝒂𝒏𝒐𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒕𝒔𝒂𝒉𝒂 = 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒉𝒐𝒂𝒗𝒚 🌱Izy no Dadabe Alfred, iray amin’ireo mpamatsy pok pok sy mananasy ho an’ny Lyc...
15/04/2026

𝑴𝒂𝒏𝒐𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒕𝒔𝒂𝒉𝒂 = 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒉𝒐𝒂𝒗𝒚 🌱

Izy no Dadabe Alfred, iray amin’ireo mpamatsy pok pok sy mananasy ho an’ny Lycheeland 🍍

Ho anay eto Lycheeland, tsy vokatra fotsiny no zava-dehibe…
👉 fa ny fiaraha-miasa amin’ireo tantsaha ihany koa

Satria ao ambadik’ireto voankazo maina ireto,
misy tantara, misy asa mafy, ary misy olona tena izy 🙌

Address

Lot 27D Ankadiefajoro Ikianja Ambohimangakely
Antananarivo
103

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycheeland Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lycheeland Madagascar:

Share