Sakay Pilokely

Sakay Pilokely Sakay Tena Matsiro kanefa mora 😋 🌶️🔥

28/11/2025

Eh ry zareo an !!!😊 Ho anao io 🫵 EFA akaiky Izao ny fety fa alefaso ny commande sakay ANAREO dieny izao hanaovana fety 😉 afaka Miditra mp na manjifa eny aminy CARREFOUR manerana ny nosy ianareo ♥️

20/06/2025

Miarahaba antsika rehetra mpanjifa ny Sakay Pilokely ato oh❤️ Mbola afaka mandray ny commande nareo izahay amin'izao hakatoky ny fety izao 😊
Misy karazany 3 izy ato :
# Sakay Pilomaintso 🌶️
# Sakay Pilomena ??️
🌶️🌶️ ho an 'izay tena Efa mpihinan-tsakay😉
Sady matsiro Kely ny Sakay antsika no manitra tsara ❤️ aminy le oui 😊
Manao livraison Tana - Province 😉

Miarahaba antsika Mpanjifa 🙂Elaela izay no tsy nisy vaovao teto amin'ny pejy...Miverina tsikelikely eto izahay izao miar...
30/04/2025

Miarahaba antsika Mpanjifa 🙂

Elaela izay no tsy nisy vaovao teto amin'ny pejy...

Miverina tsikelikely eto izahay izao miaraka amin'ny faniriana hizara ny tsara hatrany.

Mbola tsy niova ny kalitao sy ny vidin'ny Sakay Pilokely

Pilomaintso 250 ml : Ar 4 500
Pilomena 250 ml : Ar 4 500
Pilomena Spécial pour les habitués 250 ml : Ar 6 500

afaka aterina any aminao ka Ar 3 000 ny frais

Midira mp hatrany hoan'izay hanjifa ary

Mankasitraka tompoko

0340149880 - 0322871052

Address

II L 82
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261347778912

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakay Pilokely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share