Laokantsika anio

Laokantsika anio Sahirana foana mieritreritra hoe:"inona ndray no atao laoka anio?"natao indrindra MBA akana sopapa n'y Antony pejy..

19/09/2025

Bjr!! laokantsika anio...
👉Ovy s'y anamamy
👉 Laisoa s'y voanjo
👉Akoho gasy rony
👉Henomby s'y carotte

18/09/2025

Bjr!!sopapa laoka anio e!!
👉Tsaramaso maina
👉Henomby s'y anatsonga
👉Legume sauté
👉Courgette s'y patsabe

17/09/2025

Bonsoir mes followers...manasa antsika manaraka n'y pejy reto MBA andray anjara a!!mivarotra pack za disponible amin'ny semaine ambony io..anaty pack iray misy madeleines paquet de 5 iray,humberger iray,mini pizza 5 Ary tacos moyen iray..amin'ny vidiny 20000ar.

17/09/2025

Bjr,... sopapa laoka anio
👉Voatavo s'y trafokena
👉Carotte s'y atody
👉Tsiasisa
👉Tilapia

17/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fy Tahiana, Maëlla Fox, Naulicina Tafita, Vanes Rj, Bienvenue Raïssa, Ranto Ambinintsoa Razafimandimby, Niaina Nasolo

15/09/2025

Bonjour !!sopapa laoka anio
👉Anana s'y voanjo
👉 légumes sauté
👉 Petit pois sy totokena
👉 Poisson sabre frite s'y lasary karoty

13/09/2025

Bonjour !!sopapa laoka anio
👉Tsaramaso s'y totokena
👉Anamamy s'y Ovy
👉Laisoa s'y henakisoa
👉Merlan sauce

08/09/2025

Salama laokantsika anio
👉Ovy s'y totokena
👉Tsaramaso maina s'y poireaux
👉Anambe ritra
👉aranan'akoho s'y poivron

07/09/2025

Laokantsika anio
👉Tilapia
👉Crevette s'y henakisoa
👉Kabaro s'y Henomby
👉Akoho s'y anamamy

02/09/2025

Bonjour .. laokantsika anio
👉Saucisse s'y anandrano
👉Tsiasisa
👉 Totokena s'y petit pois
👉 Légumes sautés

01/09/2025

Salama e!!laokantdika anio
👉Patsabe s'y Ravimbomanga
👉Petit pois s'y carotte
👉Laisoa s'y Henomby
👉Henjy frity

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Laokantsika anio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category