Kabary jijy prod

Kabary jijy prod Événement

01/05/2026

Salama tompoko ooo
fizarana tsotsotra tiako zaraina amitsika

Rehefa mikarakara hetsika (événement), misy fahadisoana mahazatra tokony ialana mba hahombiazana tsara ny fikarakarana:
Tsy manomana mialoha Raha tara ny fanomanana dia mety hiteraka olana amin’ny toerana, ny fitaovana ary ny fandaminana ankapobeny.
Tsy mandinika ny antsipiriany Ny zavatra kely (toy ny fandraisana olona, haingo, na fandaharana) no mahatonga ny hetsika ho miavaka.
Manao irery ny zava-drehetra Raha tsy manana traikefa ianao dia mety ho sarotra ny mitantana ny lafiny teknika sy logistika rehetra.
Tsy mahafehy ny tetibola Raha tsy voalamina tsara ny vola dia mety ho lany amin’ny zavatra tsy dia ilaina ka tsy ampy amin’ny tena zava-dehibe. �
Techme
Manamaivana ny logistika Ny fidirana, ny fivezivezen’ny olona, ary ny fandrindrana dia tokony hojerena tsara mba tsy hisy korontana.
Tsy ampy ny serasera Zava-dehibe ny fampahafantarana alohan’ny hetsika, mandritra, ary aoriany mba hahasarika sy hitazomana ny olona. �
Techme
Tsy manana plan B Raha misy olana tampoka (toy ny toetr’andro na olana teknika), dia ilaina ny vahaolana hafa.
Tsy miraharaha ny traikefan’ny mpanatrika Tokony ho mahazo aina sy afa-po ny vahiny (seza, fotoana, fandraisana).
Manadino ny lafiny teknika Ny feo, jiro, ary fitaovana dia tena zava-dehibe; raha tsy mandeha tsara dia mety hanimba ny hetsika.
Tsy mifanaraka amin’ny sary na tanjon’ny hetsika Tokony hifanaraka amin’ny hafatra sy ny tanjon’ny mpikarakara ny endrika sy ny votoatin’ny hetsika. �
Techme
Famintinana:
Ny fahombiazana amin’ny fikarakarana hetsika dia miankina amin’ny fanomanana tsara, fandrindrana, fitantanana vola, ary fiheverana ny mpanatrika. Raha ialana ireo fahadisoana ireo dia ho mora kokoa ny hahazo vokatra tsara.
Raha tianao dia azoko atao koa ny mandika ten

Salama atsika jiabyZäh Malagasy, taninfrazoko Madasikaratsy Mbola nanavakavaka olo ny tenako Lehibe i Madagasikara ary M...
20/04/2026

Salama atsika jiaby
Zäh Malagasy, taninfrazoko Madasikara
tsy Mbola nanavakavaka olo ny tenako
Lehibe i Madagasikara ary MARO ny MALAGASY
Tsy ny FOKO ny maha olona fa ny OLONA no maha FOKO
Ry Mpitondra hajaina tianay ianareo ka valio fitiavana izahay ary aza hatao mitanila
Mankasitraka, mamy i MADAGASIKARA

Mirary soa ho azy izahay mpakafy BAYERN noho n'y taengritaona nahateranyIzy anisany vy nahitana sy angady nahitana n'y t...
11/04/2026

Mirary soa ho azy izahay mpakafy BAYERN noho n'y taengritaona nahaterany
Izy anisany vy nahitana sy angady nahitana n'y taona 2013-2020 teo raha tsy diso zäh
Thiago Alcantara happy birthday

10/04/2026

Hatramin'ny farany dia Rainy boto hatrany

28/01/2026

Samby finoana hinoatsika atsika fa mba mizara izay zavatra hitako tany ho any fotsiny no azoko atao

27/01/2026

Tiako n'y tanindrazako Ary tsy foiko
Mirehareha zäh Malagasy mañana n'y hasiny

Salama tompokoMisy fanontaniana tiako hapetrako amitsika vahoaka Malagasy rehetra tsy hankanavakaMoa ve tena miaina n'y ...
24/01/2026

Salama tompoko
Misy fanontaniana tiako hapetrako amitsika vahoaka Malagasy rehetra tsy hankanavaka
Moa ve tena miaina n'y fiainana tena izy isika sa sary mihetsika?
Nangataka ho any Majunga zäh dia nalefany Ilay mpamily aty @ lalana RN 7 satria zäh tafatory

Allô allô bonne année Tanora Zanaka Mahajanga
18/01/2026

Allô allô bonne année Tanora Zanaka Mahajanga

14/01/2026

Salama jiaby atsika izay mpanaraka sy izay mbola tsy mpanaraka
Inona marina moa no mahatonga ny Amerique mila ady @ Venezuela?
Efa nanomboka t@ androny Hugo Chavez io raharaha io raha tsy diso zäh . Alohany hidiratsika lalindalina kokoa dia andao aloha fantaritsika ny aty "Afrique"
Moa ve fantatsika i Ibn Batuta

12/01/2026

Arabaina isika nahatratra ny taona vaovao ka hisaorana n'y Tompo
fahalalana tsotsotra no zaraiko eto androany

Address

67ha
Antananarivo
101

Telephone

+261342721313

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kabary jijy prod posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kabary jijy prod:

Share

Category