08/05/2026
🚨 ROMAZAVA ROYAL ! 👑
Rehefa tsy hita nandritry fotoana elaela dia efa miverina amin'izay !
Isika moa manatsara hatrany dia vao maika mijajika kokoa ny bikany fa indrindra ny tsirony vao maika oiaoweee! 🤤🤤🤤
Ireto avy n'y fangarony
✅ Moringa na ananambo
✅ Anamafana na anamalaho
✅ Ravim-bomanga
✅ Tongolo Oignon
✅ Akoho
✅ Omby
✅ Patsabe
✅ Angivy
✅....
✈️ Mazaka voyages tsara
⚖️ 75gr be izao ny lanjany