Little INDIA BIG bazaar

Little INDIA BIG bazaar Près de la Station Galana et Pharmacie Ambodivoina.

19/05/2026
🥰LIVE 4KIDSAmin'ny 4 ora indray ny fotoanantsika amin'ny Live hiresahantsika ny 4Kids rehetra izay misy remise 30% be iz...
19/05/2026

🥰LIVE 4KIDS
Amin'ny 4 ora indray ny fotoanantsika amin'ny Live hiresahantsika ny 4Kids rehetra izay misy remise 30% be izao amin'izao. Ho asehontsika eo daholo ireo karazana 4kids maro be ilay tsiriritin'ny ankizy fatratra.

📦 ALERTE GOURMANDISE !La boîte Wow Pizza débarque chez Little India (Big Bazaar) !330 mm de générosité pour abriter vos ...
19/05/2026

📦 ALERTE GOURMANDISE !
La boîte Wow Pizza débarque chez Little India (Big Bazaar) !
330 mm de générosité pour abriter vos meilleures pizzas. 🍕🔥

📍Disponible chez Little India Big Bazar Ambodivona.
☎️ 033 79 318 61
Abonner-o ny page-ntsika ary aza adino ny mi-partage.

✨Mbola mitohy hatrany ny remise  .  Afaka misafidy tsara na  , na   na ny  . Sady feno karazany amin'ilay tian'ny ankizy...
18/05/2026

✨Mbola mitohy hatrany ny remise . Afaka misafidy tsara na , na na ny . Sady feno karazany amin'ilay tian'ny ankizy be daholo. 🥰
📍Disponible chez Little India Big Bazar Ambodivona.
☎️033 79 318 61

✨ Des emballages pensés pour les pros de la restauration, du snacking et de la vente à emporter !Alliez praticité, hygiè...
16/05/2026

✨ Des emballages pensés pour les pros de la restauration, du snacking et de la vente à emporter !
Alliez praticité, hygiène et présentation premium avec nos solutions de packaging alimentaire adaptées au chaud comme au froid.

📍Disponible chez Little India Big Bazar Ambodivona.
☎️033 79 318 61

Aza adino ny mi-abonner ny page-ntsika sy mi-partage zareo a.

✨Mbola tsy tara raha haka an'ireto   ireto fa mbola misy remise 30% foana.  Izay tiana na  , na   na ny  . Sady feno kar...
15/05/2026

✨Mbola tsy tara raha haka an'ireto ireto fa mbola misy remise 30% foana. Izay tiana na , na na ny . Sady feno karazany amin'ilay tian'ny ankizy be daholo. 🥰

📍Disponible chez Little India Big Bazar Ambodivona.
☎️033 79 318 61

Happy Birthday to an incredible social media star! 🎉🌟Your passion, dedication, and creativity make you truly special. Th...
14/05/2026

Happy Birthday to an incredible social media star! 🎉🌟
Your passion, dedication, and creativity make you truly special. Thank you for inspiring people with your amazing content and positive energy every single day.
May this new year of your life bring more success, happiness, collaborations, and unforgettable moments. Keep growing, keep shining, and keep inspiring! 🎂🥳✨

🥭🍍 Voici le tout nouveau jus   !🚀 Une explosion de saveurs tropicales💛 Nouveauté fraîcheur 🌴 Découvrez le nouveau FROOTI...
13/05/2026

🥭🍍 Voici le tout nouveau jus !
🚀 Une explosion de saveurs tropicales
💛 Nouveauté fraîcheur
🌴 Découvrez le nouveau FROOTI, votre dose de fraîcheur tropicale

📍Disponible chez Little India Big Bazar Ambodivona.
☎️033 79 318 61

Mankasitraka antsika rehetra nitsidika sy nanjifa teo amin'ny stand misy anay ny ekipan'ny Little India Big Bazar nandri...
12/05/2026

Mankasitraka antsika rehetra nitsidika sy nanjifa teo amin'ny stand misy anay ny ekipan'ny Little India Big Bazar nandritra iny teny amin'ny CCI Ivato iny. Mino izahay fa afa-po ianareo tsirairay avy. 🥰😍 Manome fotoana antsika ho amin'ny manaraka indray.

❌ REMISE 30 % Mitohy hatrany ny remise 30 % amin'ny 4kids rehetra toy ny  , ny   ary ny  . Hividiano goûter ny ankizy ry...
12/05/2026

❌ REMISE 30 %
Mitohy hatrany ny remise 30 % amin'ny 4kids rehetra toy ny , ny ary ny . Hividiano goûter ny ankizy ry zareo a.

📍Disponible chez Little India Big Bazar Ambodivona.
☎️033 79 318 61

✅Aza adino ry zareo ny remise 30 % amin'ireto Jelly, Mini Cake ary Chocho ireto ato aminay ireto. Afa-po tsara ny ankizy...
11/05/2026

✅Aza adino ry zareo ny remise 30 % amin'ireto Jelly, Mini Cake ary Chocho ireto ato aminay ireto. Afa-po tsara ny ankizy mahazo goûter an'ireto. 🥰

📍Disponible chez Little India Big Bazar Ambodivona.
☎️033 79 318 61

Address

Ambodivona
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Little INDIA BIG bazaar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Little INDIA BIG bazaar:

Share