04/08/2026
Miarahaba tompoko 😊🥰
Mbola eto foana izahay♥️♥️
🆘 Somary Miova kely ny fifandraisan-tsika satria tsy tomombana ny fandefasana message ato ka antony iray tsy ahavitànay mamaly ny hafatrareo izany🤧
❌Koa ho anareo izay te hifanerasera aminay dia tsara raha anaty compte na amin'ity laharana ity no anaovana commande na ametrahana fanontaniana fa hovalianay foana
+261 34 45 797 88
Etoana dia tsara ny mampahafantatra fa niakatra ho #35.000Ar ny kg ny fromage ntsika
Ny tsiro tsy miova fa mihatsara ary nohatsaraina hatrany
-Ilay fromage afaka hohaninao amin'izao
-Ilay afaka atsonikao
-Ilay afaka anaovanao izay sakafo tianao
🟩Mila manao commande dieny mialoha raha mila ilay tena masaka sy mavo tsara anefa ianareo satria izay vita indraindray tonga dia misy maka
🏠Ny toerana misy anay dia ety Ambohimangakely
🟢Afaka manao livraison foana izahay fa mila miantso 1 andro mialoha mba handaminana ny programme ny livreur
Mankasitraka indrindra tompoko ny -miasa