Be Tsara MART

Be Tsara MART Supermarché chinois sise à Behoririka ,specialisé en produits chinois🇨🇳

⚖️ BALANCE DIGITALE PROFESSIONNELLE ⚖️Tena ilaina ao an-dakozia, pâtisserie, na fivarotana madinika 👌✅ Marina tsara ny f...
15/05/2026

⚖️ BALANCE DIGITALE PROFESSIONNELLE ⚖️

Tena ilaina ao an-dakozia, pâtisserie, na fivarotana madinika 👌

✅ Marina tsara ny fandrefesana
✅ Ecran digital mazava tsara
✅ Mora ampiasaina sy mora entina
✅ Vita amin’ny acier inoxydable matanjaka
✅ Afaka mandanja épices, ingrédients, bijoux, sakafo sy maro hafa

💥 Tsara kalitao sady maoderina
💰 Vidiny : 25.000Ar

📩 Afaka manao commande dieny izao
🚚 Misy livraison disponible arakaraka ny toerana misy anao

🛍️ NAPPES DE TABLE DISPONIBLES 🛍️✨ Ataovy manja sy madio foana ny latabatra ao an-tranonao miaraka amin’ireto nappes élé...
15/05/2026

🛍️ NAPPES DE TABLE DISPONIBLES 🛍️

✨ Ataovy manja sy madio foana ny latabatra ao an-tranonao miaraka amin’ireto nappes élégantes ireto !

💧 Nappe imperméable
✔️ Tsy mampiditra rano
✔️ Mora fafana sy diovina
✔️ Miaro latabatra amin’ny tasy sy menaka

💰 Prix : 18.200Ar

🌸 Nappe en tissu
✔️ Malefaka sy tsara tarehy
✔️ Mety tsara ho an’ny décoration maison
✔️ Mora sasana sy ampiasaina isan’andro

💰 Prix : 8.500Ar

🎨 Misy modèles sy motifs maro azo isafidianana
📦 Livraison disponible
📩 MP raha haka commande na mila fanazavana fanampiny

🔥🔥 FOYER À CHARBON PREMIUM 🔥🔥✨ Maharitra • Manara-penitra • Mahomby ✨Ataovy matsiro sy professionnel kokoa ny cuisson-na...
12/05/2026

🔥🔥 FOYER À CHARBON PREMIUM 🔥🔥
✨ Maharitra • Manara-penitra • Mahomby ✨

Ataovy matsiro sy professionnel kokoa ny cuisson-nao 😍🍖🍲

✅ Vita amin’ny inox haute qualité
✅ Maharitra sy matanjaka
✅ Mitazona hafanana ela
✅ Mora diovina
✅ Endrika élégante sy moderne

🎁 BONUS : Misy accessoires inclus :
✔️ Pince
✔️ Fourchettes
✔️ Cuillère à soupe
✔️ Cuillère percée

💯 Tsara ampiasaina amin’ny : 🏠 An-trano
🍴 Restaurant
🔥 Barbecue
🎉 Fety & réception

📦 Disponible eto amin’ny page
🚚 Livraison rapide manerana an’i Madagasikara

⚡ Kalitao premium ho an’ireo tia cuisson classe sy pratique!

📩 Inbox avy hatrany raha haka commande na fanazavana fanampiny 🛒

🍋✨ PRESSE CITRON INOX ✨🍋Tsy mila manery tanana intsony 😍Ataovy mora sy haingana ny fakàna ranom-boasary makirana miaraka...
11/05/2026

🍋✨ PRESSE CITRON INOX ✨🍋

Tsy mila manery tanana intsony 😍
Ataovy mora sy haingana ny fakàna ranom-boasary makirana miaraka amin’ity Presse Citron inox ity 💪

✅ Mahazo ranona betsaka kokoa
✅ Tsy mora harafesina
✅ Matanjaka sy maharitra
✅ Mora sasana
✅ Tsy mandoto tanana
✅ Tsara ampiasaina amin’ny: 🥗 Salady
🍹 Jus sy cocktail
🍗 Marinade
🍰 Dessert sy pâtisserie

🍋 Tsindrio fotsiny dia mivoaka avy hatrany ny ranona citron rehetra 😍

📦 Stock voafetra
💬 Midira MP raha haka na hanafatra

🏪 Bé Tsara Mart – Manao ny fiainana andavanandro ho mora kokoa ✨

🔥 Blender Robot MIDEA 💥😃 Inona AVY ireo tombon-tsoa azonao amin'ny fampiasana azy ? ✅ Matanjaka be — mahavita mikiky gla...
11/05/2026

🔥 Blender Robot MIDEA 💥
😃 Inona AVY ireo tombon-tsoa azonao amin'ny fampiasana azy ?

✅ Matanjaka be — mahavita mikiky glaçons ao anatin’ny segondra vitsy
✅ Rapide & efficace — mitsitsy fotoana isan’andro
✅ Polyvalent — afaka manao jus, smoothie, soupe, sauce, ary mélange isan-karazany
✅ Grande capacité — mety ho an’ny fianakaviana
✅ Facile à utiliser — bokotra tsotra sy pratique
✅ Design moderne & élégant — manja ao an-dakozia
✅ Lames solides — manome résultat malama sy parfait
✅ Mety amin’ny zava-pisotro mangatsiaka indrindra amin’izao hafanana izao ❄️

🥤 Glace pilée parfaite
🥤 Jus frais sy naturel
🥤 Smoothie onctueux isan’andro

💰 Prix : 450.000Ar

📩 Inbox avy hatrany raha haka na hanao réservation
🚚 Livraison disponible

✨ Le blender MIDEA, compagnon idéal ho an’ny cuisine moderne !

🧼✨ TONGA NY CHIFFON MICROFIBRE ✨🧼💯 Chiffon fanadiovana malefaka sady tena mitroka rano🏠 Tsara ampiasaina amin’ny : lakoz...
09/05/2026

🧼✨ TONGA NY CHIFFON MICROFIBRE ✨🧼

💯 Chiffon fanadiovana malefaka sady tena mitroka rano
🏠 Tsara ampiasaina amin’ny : lakozia, fitaratra, latabatra, fiara ary ao an-trano

🧽 Manadio mora foana tsy mamela tasy
💦 Maina haingana ary azo sasana ampiasaina imbetsaka
🌈 Loko sy modèle samihafa tena manintona

📦 1 paquet = chiffon 10 pièces
🎨 Ahitana loko maro samihafa ao anaty paquet iray

✅ Kalitao tsara
✅ Malefaka amin’ny tanana
✅ Maharitra ela
✅ Tena pratique amin’ny fanadiovana andavanandro

🛵 Manao livraison ihany koa izahay
📩 Midira MP raha hanao commande

✨ DATTES ROUGES DU XINJIANG ✨🍎 100% naturel – Tsy misy additifs💪 Tsara ho an’ny fahasalamana😋 Mamy tsara sady malefaka✅ ...
09/05/2026

✨ DATTES ROUGES DU XINJIANG ✨
🍎 100% naturel – Tsy misy additifs
💪 Tsara ho an’ny fahasalamana
😋 Mamy tsara sady malefaka

✅ Manankarena vitamine sy fibres
✅ Tsara atao goûter sy thé
✅ Mampitombo hery isan’andro
✅ Kalitao premium

📦 500g
💰 Vidiny : 25.000Ar monja

⚡ Tonga lafatra ho an’ny ankohonana sy cadeau ihany koa!
📩 Afaka mandefa commande par MP
🚚 Livraison Tana Province
🛒 Aza tara fa voafetra ny stock!

💥 efa Tonga ato Amin' ny Be Tsara MART ny 13 épice 🌯 🌟 Manome tsiro ny nahandronao 🌟 Afaka atao amin'ny : laoka , paty ,...
08/05/2026

💥 efa Tonga ato Amin' ny Be Tsara MART ny 13 épice 🌯
🌟 Manome tsiro ny nahandronao
🌟 Afaka atao amin'ny : laoka , paty ,...
🌟 Manome hanitra ny nahandronao
📦 Afaka manao commande iray na amin'ny paquets
🌟 45 g : 5000Ar
🚚 Manao livraison sy mandefa faritra

🔥 NOUVEL ARRIVAGE 🔥Couteaux pliants ultra stylés 😎🔪🌟 Efa Tonga ato Amin' ny Be Tsara MART Ilay antsy mety folahana : ✔️ ...
07/05/2026

🔥 NOUVEL ARRIVAGE 🔥
Couteaux pliants ultra stylés 😎🔪
🌟 Efa Tonga ato Amin' ny Be Tsara MART Ilay antsy mety folahana :
✔️ Maranitra tsara
✅ Tsy mora d***o
✅ Tsy mety harafesina
✔️ Afaka atao am- paosy
✔️ Mora tazomina
✔️ Afaka entina amin'ny collection, camping na ampiasaina ao an- dakozia

⚡ Stock limité
📩 Disponible dès maintenant en inbox !
📦 Manao livraison sy mandefa faritra

🔥 POMPE À MAIN ROBUSTE 🔥💨 Mahery • Mora ampiasaina • Maharitra🚲 Tena mety ho an’ny : ✔️ Bisikileta✔️ Baolina✔️ Matelas g...
07/05/2026

🔥 POMPE À MAIN ROBUSTE 🔥
💨 Mahery • Mora ampiasaina • Maharitra

🚲 Tena mety ho an’ny : ✔️ Bisikileta
✔️ Baolina
✔️ Matelas gonflable
✔️ Fitaovana mila rivotra rehetra

⭐ Ny atout lehibe :
✅ Mora entina sy tehirizina
✅ Mafy sy mateza
✅ Mora ampiasaina
✅ Mampiditra rivotra haingana
✅ Vidiny mirary
✅ Kalitao azo antoka

💯 Safidy tsara ho an’ny tokantrano sy mpanao fanatanjahantena!

📩 Afaka manao commande dieny izao
🚚 Livraison rapide
💰 Vidiny tena mora

BÉ TSARA MART Kalitao tsara & prix abordable !🍳 Poêle antiadhésive avec couvercle en verre💥 Mahandro mora, rapide ary m...
05/05/2026

BÉ TSARA MART Kalitao tsara & prix abordable !

🍳 Poêle antiadhésive avec couvercle en verre
💥 Mahandro mora, rapide ary madio 👉 Tsy miraikitra & mitsitsy fotoana

✅ Tombony
✔️ Antiadhésif qualité supérieur
✔️ Mitsitsy gaz 🔥
✔️ 💚 Tsara ho an’ny fahasalamana (sans PFOA)
✔️ Mora diovina 🧽
✔️ Misy cuisson à vapeur ♨️
✔️ Compatible tous feux

💰 PRIX
🔥 185.000 Ar 🔥 ⚡ Aza tara fa stock limité !

📦 Livraison rapide
📩 Commande en message privé
Be Tsara MART

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Friday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 17:30
Sunday 08:00 - 12:00

Telephone

+261345885678

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Be Tsara MART posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share