31/10/2024
Amin’izao andro mafana izao 🥵🔥
Izahay ato amin’ny Barre à glace Ambodivona dia manolotra antsika glace fait maison🍧😋, vahaolana tsara indrindra hampangatsiaka anao sy hamelombelona anao ! Voafantina tsara ny tsiro sy voajanahary daholo ny akora ampiasaina izay mifanaraka tsara amin’izao andro mafana izao! 😉😋
Misy tsiro isan-karazany toy ny vanille, menthe au chocolat, yaourt confiture, ary maro hafa.
Tonga dia mankafy e! 🥳
Passez votre commande des maintenant (minimum 24h à l’avance) et rafraîchissez vous avec nos créations glacées !🍧
📞Contact: 032 43 5967 73 ou le 0343091255