Mpamatsy Vary

Mpamatsy Vary Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mpamatsy Vary, Grocers, Ambohimanarina Tsena, Antananarivo.

💥💥 Tonga indray le nandrasana💥💥VARY Tsipala MORABE ATO aminay, Tsara be, Mitombo, madio tsisy vato, azo antoka👉 129000 a...
09/12/2023

💥💥 Tonga indray le nandrasana💥💥

VARY Tsipala MORABE ATO aminay, Tsara be, Mitombo, madio tsisy vato, azo antoka

👉 129000 ar ny 50 kg, 750 ar ny kapoaka, 2600 kg ( Photo 1)

👉 140000 ar ny 50 kg, 800 ar kapoaka, 2800 ar kg (Photo 2)

Manome izay ilainao ary manao livraison

Mp avy hatrany hoanao izay liana

Contact: 038 39 799 98 / 038 16 295 31

❌❌💥Arrivage ny vary ato aminay💥❌❌Mila vary gasy sy Tsipala mora nefa Tsara ianao ??Efa miakatra be daholo vé ny vidimbar...
26/10/2023

❌❌💥Arrivage ny vary ato aminay💥❌❌

Mila vary gasy sy Tsipala mora nefa Tsara ianao ??

Efa miakatra be daholo vé ny vidimbary eny aminareo??

Aty aminay ny vahaolana hoanao, Madio tsara tsy misy vato, azo antoka tsara,

👉👉 Tsipala Bory: 132000 ar ny 50 kg, 2600 ar ny 1kg, 770 ar ny 1 kapoaka,

👉👉 Tsipala lava : 132000 ny 50 kg, 2640 ar ny 1 kg ar 780 ar ny kapoaka,

👉👉 Ampombo malemy poudre 950

👉👉 Ampombo 2eme qualité 750 ar

Manome izay ilainao izahay na firy na firy,

Contact : 038 16 295 31 / 033 82 832 25

Mandefasa MP hoan'izay liana fa manome izay ilainao izay, arrivage amlundi am 6 maraina

👍👉Mandrai commande isan'andro👊👊

💢💢Ambohimanarina no misy anay 20m miala shop liantsoa ary manao livraison iany koa💢💢

💠💠Vente Flash ato aminay, aminy zoma sy sabotsy💠💠👉127000 ar ny 50 kg au lieu de 130000 ar👉2540 ar ny 1 kg au lieu de 260...
19/10/2023

💠💠Vente Flash ato aminay, aminy zoma sy sabotsy💠💠

👉127000 ar ny 50 kg au lieu de 130000 ar
👉2540 ar ny 1 kg au lieu de 2600 ar
👉750 kapoaka au lieu 800 ar

💥💥Manome izay ilainao fa araraoty fa aminio sabotsy sy lahady io iany io prix io🔥🔥

Contact 034 94 573 93

Mila vary gasy sy Tsipala mora nefa Tsara ianao ??Efa miakatra be daholo vé ny vidimbary eny aminareo??Aty aminay ny vah...
07/10/2023

Mila vary gasy sy Tsipala mora nefa Tsara ianao ??

Efa miakatra be daholo vé ny vidimbary eny aminareo??

Aty aminay ny vahaolana hoanao, Madio tsara tsy misy vato, azo antoka tsara,

👉👉 Tsipala: 128000 ary 50 kg, 2560 ar ny 1kg, 750 ar ny 1 kapoaka,

👉👉 Vary gasy mena: 130000 ar ny 50 kg, 2600 ar kg ary 780 ar kapoaka

Manome izay ilainao izahay,

Contact : 038 16 295 31 / 033 82 832 25

Mandefasa MP hoan'izay liana fa manome izay ilainao izay, arrivage amlundi am 6 maraina

👍👉Mandrai commande isan'andro👊👊

08/09/2023

Mpamatsy vary Tsipala izahay

Address

Ambohimanarina Tsena
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpamatsy Vary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category