25/04/2026
FOFA TRONDRO SY LOTO AO AN-DAKOZIA? VITA HATREO IZANY! 🐟✨
Tianao ve ny mihinana trondro nefa maharay monamonina anao ny mikiky sy manadio azy? Ny Poissonnerie Tsara Laoko no vahaolana nampidirinao!
Nahoana no hifidy anay?
✅ Trondro Vaovao: Miantoka ny kalitao sy ny fahasalamanao izahay.
✅ Tolotra "Prêt-à-cuisiner": Izahay no mikiky, manala tsinay, ary manadio azy tanteraka. Avy hatrany dia afaka andrahoina!
✅ Fandaminana: Mitsitsy fotoana ianao ary madio hatrany ny lakozianao.
Aza avela hisakana anao tsy hihinana trondro intsony ny fahasahiranana amin'ny fanadiovana azy.
"Afaka aterina any an-tranonao efa voadio tsara."
📞 Andao hifandray na hanao commande mialoha:
Tel: 034 09 940 69 / 032 47 890 50
MP: Mandefasa hafatra mivantana ato amin'ny pejinay.
POISSON ENTIER : 16000Ar/kg
POISSON TRANCHÉ : 18000Ar/kg
THON BLANC: 22000Ar /kg