Ts'Art Laoka

Ts'Art Laoka Vente en détail et en gros de volaille (poulet de chair, poulard, canard, oeuf)

Nos tarifs du jour. Toujours au moins cher..profites-en...🎉🎉
06/11/2025

Nos tarifs du jour.
Toujours au moins cher..profites-en...🎉🎉

31/10/2025

Tena hoe mora, amin'izao weekend zao ihany fa araraoty.
20500ar fotsiny ny poulard velona 2,2kg moyenne. Raha maka plus de 100
21.000ar raha latsak'izay
Manao livraison

30/10/2025

Liquidation
Poulard vivant 2kg moyenne
-100 pièces : 22.000ar
+100 pièces : 21.000ar

Ehhh, vitsivitsy sisa ny stock fa aza tara anh.Petit calibre 50g-60g D : 600ar G : 580ar (+10)Moyen calibre 61g-69g D : ...
28/05/2025

Ehhh, vitsivitsy sisa ny stock fa aza tara anh.
Petit calibre 50g-60g D : 600ar G : 580ar (+10)
Moyen calibre 61g-69g D : 650ar G: 620ar
Gros calibre 70g-75g D : 750ar G 720ar
Hors calibre 75g-100g D : 800ar G: 780ar

Mp na contact 0347100663

25/05/2025

Misaotra betsaka antsika mpanjifa rehetra tonga maro be androany nandray anjara teny amin'ny magazay Ts'art Laoka rehetra.
Dia mbola mirary fety sambatra ho an'ny reny rehetra eh 🥰🥰

Ho an'izay mbola tsy nahazo laoka fête des mères. Misokatra ny magasin Ts'Art Laoka Ambohimanandray sy Ambodimita anio a...
25/05/2025

Ho an'izay mbola tsy nahazo laoka fête des mères. Misokatra ny magasin Ts'Art Laoka Ambohimanandray sy Ambodimita anio alahady 25/05/2025 manomboka amin'ny 06:00 hatramin'ny 12:00 atoandro.
Poulet
Velona 10500ar/kg
Vidé detail 13.000ar/kg
Vidé gros 12.000ar/kg
Poulard
Velona 13.000ar/kg
Vidé gros 18.000ar/kg
Vidé detail 19.000ar/kg
Canard
Velona 15.000ar/kg
Vidé 20.000ar/kg

Raha manantona ety amin'ny boutique dia mahazo foana na 250g ary anh.
Aza tara.

08/05/2025

Promo weekend
12.000ar prix de gros poulet vidé.
Mampiasà code promo "WEEK" dia mazahoa remise 5% be zao. 🎊🍗🍗

Poulard indray ary oh. Efa 13.000ar zao ny kg vivant.Préparation gratuite hatrany 🎉🍗
29/04/2025

Poulard indray ary oh.
Efa 13.000ar zao ny kg vivant.
Préparation gratuite hatrany 🎉🍗

29/04/2025

Liquidation total 🎊🎊
Mitohy ny fety ato amin'ny Ts'Art Laoka
Poulet vidé 12.000ar kg en gros (5kg++)
13.000ar kg en détail.

18/01/2025

Hello hello

Efa promotion be ny poulet izao anh.
15.500ar kg prix de gros lanjamaty ato amin'ny Ts'art laoka Ambodimita

Address

IVH 3F Ter Ambodimita
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ts'Art Laoka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category