GASY FORMOSA

GASY FORMOSA GASY FORMOSA is a Malagasy company; "Formosa" means beautiful. We aim to promote Malagasy products

Mitohy hatrany manolotra ny tsara ho antsika🥰. Vokatra vaovao, feno otrik'aina mahasalama natokana ho antsika  rehetra i...
16/04/2026

Mitohy hatrany manolotra ny tsara ho antsika🥰.
Vokatra vaovao, feno otrik'aina mahasalama natokana ho antsika rehetra indrindra amin'izao fidirana amin'ny vanim-potoana ririnina izao eto Madagasikara😶‍🌫️ satria dia maro hery fiarovana hiatrehana izany....💪☺️

Mandroso ary ao amin'ny mp ho an'izay hanjifa ooo

Efa afaka jifainao mivantana ihany koa eny amin'ny - Andranotapahina 🥇

03/04/2026

Devenez nos revendeurs

03/04/2026

🙂Ho anao izay maniry hiara-hiasa aminay dia aza misalasala mifandray aminay fa vonona hifandray aminao izahay 🙂

🎉VOKATRA VAOVAO HATRANY 🎉Ny voamaina dia sakafo ara-pahasalamana afaka mahasolo ny hena nefa tena feno proteina sy singa...
31/03/2026

🎉VOKATRA VAOVAO HATRANY 🎉

Ny voamaina dia sakafo ara-pahasalamana afaka mahasolo ny hena nefa tena feno proteina sy singa ilain'ny vatana 🥰💪

Manasa anao hanjifa ary fa efa vonona ny vokatra efa voasivana. Iza no hanaterana ary🫵? Misy 01kg sy 500 grs

Heyyyy....vokatra vaovao be 🥰 Manasa anao hanjifa ny vokatra Malagasy hatrany 🇲🇬🇲🇬snack machiro😋 aperò mikarepoka tsara ...
07/03/2026

Heyyyy....vokatra vaovao be 🥰 Manasa anao hanjifa ny vokatra Malagasy hatrany 🇲🇬🇲🇬

snack machiro😋
aperò mikarepoka tsara

Banane croquante, 100% plantain 🍌🍌.
✅masira
Na
✅mamy

🔺200 g
🔺150 g
🔺75 g

☎️034 44 634 12 / 032 46 809 20

Fifaliana no iarahabanay  anao tratry ny krisimasy ary mirary taom-baovao feno fahombiazana ho anao izahay
26/12/2025

Fifaliana no iarahabanay anao tratry ny krisimasy ary mirary taom-baovao feno fahombiazana ho anao izahay

Hafa ihany ilay tsiro Mme Rose avy any avaratra, manana gout miavaka, machiiiiiro😋😍 .Afaka manjifa sac de 50 kg ianao034...
03/12/2025

Hafa ihany ilay tsiro Mme Rose avy any avaratra, manana gout miavaka, machiiiiiro😋😍 .
Afaka manjifa sac de 50 kg ianao
034 44 634 12 /032 46 809 20

Ndao hifety ee 🎄🥳 Ataovy miavaka ny Krismasy sy ny fetin'ny faran'ny taona miaraka amin'ny  😄🌾:✅vary manitra Mme Rose: 1...
03/12/2025

Ndao hifety ee 🎄🥳

Ataovy miavaka ny Krismasy sy ny fetin'ny faran'ny taona miaraka amin'ny 😄🌾:

✅vary manitra Mme Rose: 1 kg na 5kg - misy amin'ny gony 50kg koa ann .
✅ ny vary Gasy mena : 1kg sy 5 kg
Hihazakazao ary ny commande-nao ooo 🏃‍♀️🏃🏃‍♂️

araraoty ,efa latsaka ny orana ,fotoam pambolem-bary zao .mangafototse ,riz de luxe
19/11/2025

araraoty ,efa latsaka ny orana ,fotoam pambolem-bary zao .
mangafototse ,riz de luxe

Vokatra Malagasy .Afaka Jifainao manerana an ny Nosy
06/11/2025

Vokatra Malagasy .
Afaka Jifainao manerana an ny Nosy

Salama daholo isika mpamboly ato oo , efa hoavy indray izao ny fotoam-pambolena , koa araraoty aza tolotra manokana ho a...
24/10/2025

Salama daholo isika mpamboly ato oo , efa hoavy indray izao ny fotoam-pambolena , koa araraoty aza tolotra manokana ho anao .
mp na antsoy 034 44 634 12na 032 46 809 20

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo
101

Telephone

+261344463412

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GASY FORMOSA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to GASY FORMOSA:

Share