Ambiroa Garden

Ambiroa Garden Ambiroa Garden est un havre de paix au charme malagasy, un espace verdoyant pensé pour se ressourcer, partager et profiter d’un cadre naturel apaisant. 🌿🏡

🎉✨ Un moment unique, des souvenirs inoubliables !Merci d’avoir célébré votre anniversaire chez Ambiroa Garden 🎂🌿Rires, j...
20/04/2026

🎉✨ Un moment unique, des souvenirs inoubliables !
Merci d’avoir célébré votre anniversaire chez Ambiroa Garden 🎂🌿
Rires, joie et convivialité étaient au rendez-vous pour cette belle journée.

📍 Faites de vos événements un instant magique chez Ambiroa Garden.

😭Mafy ve ny fiainana? ☝️Mihinàna akondro🍌 !  1/ Satria ny akondro dia manala stress: noho izy misy ny singa antsoina oe ...
29/11/2023

😭Mafy ve ny fiainana?

☝️Mihinàna akondro🍌 !

1/ Satria ny akondro dia manala stress: noho izy misy ny singa antsoina oe tryptophane mampamoka ny sérotonine @ vatan’olombelona, Hormone mampidina ny stress sy mahatonga antsika ho relaxé
2/satria ny akondro dia mahatsara ny fo: noho izy be fibre sy potassium ary antioxydants izay tena mampiena tokoa ny karazana maladies cardiaques mety ahazo antsika
3/satria ny akondro dia voankazo be otrikaina: toy ny minéraux, ny vitamine C, ny vitamine B6, ny potassium, ny magnésium ary fibres alimentaires
Maro ny voankazo mitobaka eny antsena amin’izao période izao fa aza adino ny mihinana ito fruit du bonheur ito satria fotoana maha betsaka sy maha tsara endrika azy koa izao.

🫵 Mba fantatrao ve?  Ny fisakafoanana voalanjalanja na alimentation équilibrée dia tena ilaina mba itazomana ny fahasala...
17/11/2023

🫵 Mba fantatrao ve?

Ny fisakafoanana voalanjalanja na alimentation équilibrée dia tena ilaina mba itazomana ny fahasalaman’ny vatana👌
⭐️ Ireto misy torohevitra vitsy afahana manao izany:

1/ Mihinana sakafo maro karazana: atao tafiditra anatin’ny hoanina ny voankazo🍉, légioma 🥦, ny proteina 🥩 (trondro, atody, nofonkena, voamaina), ny vary gasy mena tsara, ny céréale complete ary ny sakafo azo avy amin’ny ronono 🧀
2/ Fisotroana rano araky ny tokony ho izy 🫗: mila misotro rano mandritra ny tontolo andro mba ahamandina ny vatana, 2l/jr hoan’ny olondehibe. Alavirina kosa ny boisson gazeuse sy ireo mamy be lotra.
3/ Misafidy ny ihinana lipides sains na menaka madio: somary lafo lafo izy nefa rehefa te ho salama dia aleo hikipina (huile d’olive, huile de colza) Ahitana ity lipide sain ity koa ny zavoka 🥑, sy ny sakafo toy ny voanjo 🥜 sy ny karazana noix.
4/ Mihinana voankazo sy légioma: voalaza matetika ny oe 5 fruits et legumes 🍏🍐🍆🥕🍓 par jour fa raha lanjaina dia manodidina 400g/jr no ampy ny olona iray
5/ Ampifandanjana ny hoanin’ny vatana sy ny hery ho ampiasainy💪: raha hampiasa vatana mafimafy dia mihinana sahazan’izay.

👉Raha fehezina dia tsy oe sarotra akory ny manaraka alimentation équilibrée fa kosa mila mahay mandanjalanjalanja sy mampifangaro tsara ny ampidirina rehetra ary koa mahalala ny sahaza na mihinana avec moderation 🤏.

Mba fantatrao ve?Misy karazany maro ny fitetehana Legioma mba hanomezana tsiro miavaka kokoa sy endrika maha te ihinana ...
01/11/2023

Mba fantatrao ve?

Misy karazany maro ny fitetehana Legioma mba hanomezana tsiro miavaka kokoa sy endrika maha te ihinana azy.
Ireto ary misy santionany vitsivitsy atolotray eto amin'ny pejy:

1/ Bâtonnets:
🔪 tetehina eo amin'ny 5cm eo ny alavany ary 5mm ny ateviny
☝️ natao hoan'ny crudité sy ny apéro na atao lafika trondro na hena.
👌 Azonao endasina izy na koa atono na andrahona amin'ny entona (à la vapeur)

2/ Julienne:
🔪 tetehina eo 5cm ny alavany ary 1 atramin'ny 3 mm ny ateviny
☝️ ataontsika matetika amin'ireny misao ireny izy nefa koa azo atao amin'ny salade, na fangaron-doka fotsiny
👌 matetika carotte na koa courgette no tena tetehina toa azy ity

3/ Mirepoix:
🔪 tetehina eo amin'ny 1cm eo ny zorony
☝️ atao fangarona hena, na miaraka amin'ny poulet rôti na koa atao ron-dasopy
👌 matetika ampiasaina atao mirepoix moa ny karoty, ny ovy, ny tongolo

4/ Macédoine:
🔪 tetehina eo amin'ny 4 na 5mm eo ny sisiny. Kely kokoa noho ny mirepoix izy
☝️ Fanaovana hors d'oeuvre moa no mahazatra ahitantsika azy
👌 Ny voankazo atao salade de fruit koa dia tetehina atao endrika macédoine

5/ Brunoise:
🔪 tetehina eo amin'ny 1 na 2mm eo atao carré, mitetika Julienne aloha dia avy eo iny no tetehina kely atao cube
☝️ hitantsika mahazatra any anaty riz cantonné izy na koa taboulé

6/ Paysanne:
🔪 tetehina ho carré na triangle eo amin'ny 5 mm eo ary amin'ny ateviny 1 na 2mm eo
☝️ atao amin'ny potage na rehefa mety ho fangaron-doka maimaika iny no ampiasana azy

🌞🌞Mafana ny andro🤩🌞🌞  🎊👌It's apéro Time🤩😍👉Pour vos apéros entre amis ou en famille, optez pour notre plateau de fromage ...
09/10/2023

🌞🌞Mafana ny andro🤩🌞🌞
🎊👌It's apéro Time🤩😍

👉Pour vos apéros entre amis ou en famille, optez pour notre plateau de fromage et de charcuterie 🤩😜
👉 6types de fromage
👉 5types de charcuterie
👉 Son petit bol d'olive verte et de tomate cerise
👉Pain et beurre aux fines herbes offerts
💥Le tout pour seulement 15 000ar par personne

PS:
🌟 Réservez votre table apéro chez Ambiroa Garden.

Address

Bevalala Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00
Sunday 07:00 - 12:00

Telephone

+261388243964

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ambiroa Garden posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share