26/06/2026
En ce fête de l’Indépendance, toute l’équipe d’Atout Ny Tsena vous souhaite une très belle journée pleine de joie, de partage et de bonheur.
Profitez de ces moments précieux avec vos proches et célébrons ensemble notre belle nation. 🇲🇬
_____________________________________________
🇲🇬
Amin’izao fetin’ny Asaramanitra izao, ny ekipan’Atout Ny Tsena dia mirary fahasambarana sy fifaliana ho an’ny Malagasy rehetra.
Enga anie ity andro ity hitondra fifaliana, firaisankina ary fotoana mamy hiarahana amin’ny fianakaviana sy ny namana. 🇲🇬
📞 Contact : 034 44 102 12
📍 Lot VR 54 JKB Mahazoarivo