Glass'Mug

Glass'Mug Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Glass'Mug, Grocers, 0342624108, Antananarivo.

Lovia duralex 6pieces -lovia lehibe 22cm matevina tsara mahazaka mangotraka tsy mora vaky Sady mihaja - 20000ar monja ny...
06/07/2026

Lovia duralex 6pieces
-lovia lehibe 22cm matevina tsara mahazaka mangotraka tsy mora vaky Sady mihaja
- 20000ar monja ny 6 pieces
Hararaoty fa mandalo ny mora
Livraison 3000ar raha tana centre ville/Mandefa faritra
Mp na 0342624108

-arrivage manjakely oh-kaopy multicolore 6pieces 270mltena mihaja bé mahazaka mangotraka tsy mora vaky sady matevina tsa...
14/04/2026

-arrivage manjakely oh
-kaopy multicolore 6pieces 270ml
tena mihaja bé mahazaka mangotraka tsy mora vaky sady matevina tsara
-20.000ar monja ny 6pieces fa araraoty
livraison 3000ar raha Tana centre ville/ Mandefa Amin'ny faritra izahay tompoko
-0342624108/0376360393 na mp

miarahaba antsika rehetra - ity Ary Ilay niandrasana eeh- cuvette 4 pieces inoxydable lehibe tsara (Tsy misy SARONY tomp...
02/04/2026

miarahaba antsika rehetra
- ity Ary Ilay niandrasana eeh
- cuvette 4 pieces inoxydable lehibe tsara (Tsy misy SARONY tompoko)
mafy sy matevina tsara tsy mora pempo tsy mora mihofo afaka ampiasainao Amin'ny Zavatra maro
-refiny: 28cm, 30cm, 34cm, 36cm
-20.000ar monja izy 4 pieces
-livraison 3000ar raha Tana centre ville/Mandefa any amin'ny faritra
vitsivitsy ihany anefa fa hararaoty oh
mp na 0342624108

PROMOTION ✨verre sy carafe a whisky na vin na rhum 7pieces (6 pieces verre) (1 pieces carafe)-Verre 100ml,carafe 1LPRIX:...
10/03/2026

PROMOTION ✨
verre sy carafe a whisky na vin na rhum 7pieces (6 pieces verre) (1 pieces carafe)
-Verre 100ml,carafe 1L
PRIX: 20.000ar monja tena mora bé
Matevina tsara daholo
Livraison 3000ar raha Tana centre ville
Mp na 0342624108/0376360393

miarahaba antsika rehetra arrivage tsara bé-barquette en inoxydable 3 série REFINY: 25cm,22cm,19cm-mahazaka mangotraka t...
09/02/2026

miarahaba antsika rehetra
arrivage tsara bé
-barquette en inoxydable 3 série
REFINY: 25cm,22cm,19cm
-mahazaka mangotraka tsara mitana hafanana tsy mora mihofo na hitondrana sakafo misy rano aza tsy very Sady matevina tsara ihany koa
-19.000ar monja ny vidiny 3 série
manao livraison 3000ar raha Tana centre ville / Mandefa Amin'ny faritra
araraoty fa mandalo ny mora
mp na 0342624108 na 0376360393

Miarahaba ohIreto indray misy arrivage tsara Sady mora oh!Barkette en verre série de 5Matevina tsara mahazaka mahamay mi...
25/01/2026

Miarahaba oh
Ireto indray misy arrivage tsara Sady mora oh!
Barkette en verre série de 5
Matevina tsara mahazaka mahamay mitazona hafanana bé mihintsy!
Sady mihaja no tsara
Hatao aminy vidiny mirary be
19.000ar monja IZY série de 5 Ireo
Araraoty Ary fa mandalo ny mora
Manao livraison 3000ar raha Tana centre ville/ Mandefa Amin'ny faritra izahay tompoko
Mp Ary na 0342624108/0376360393

Ity Ary Ilay niandrasana-Kaopy DURALEX en verre 150ml -Tena matevina bé mahazaka mangotraka Sady tsara tarehy kely no lu...
15/01/2026

Ity Ary Ilay niandrasana
-Kaopy DURALEX en verre 150ml
-Tena matevina bé mahazaka mangotraka Sady tsara tarehy kely no luxe afaka hisotroana café sy ny karazany 👌
Prix: 16.000ar monja ny 6pieces
Vidiny mirary tena mirary hatao promotion
Livraison 3000ar raha Tana centre ville/Mandefa faritra izahay tompoko
Mp na 0342624108/0376360393

Lovia en porcelaine GM (23cm)-Matevina bé mahazaka la four sy mahamay bé-25.000ar monja ny 6pieces (blanc daholo)Livrais...
14/01/2026

Lovia en porcelaine GM (23cm)
-Matevina bé mahazaka la four sy mahamay bé
-25.000ar monja ny 6pieces (blanc daholo)
Livraison 3000ar raha Tana centre ville/Mandefa faritra izahay tompoko
Mp na 0342624108/0376360393

Miarahaba ohIreto indray misy arrivage tsara Sady mora oh!Barkette en verre série de 5Matevina tsara mahazaka mahamay mi...
11/01/2026

Miarahaba oh
Ireto indray misy arrivage tsara Sady mora oh!
Barkette en verre série de 5
Matevina tsara mahazaka mahamay mitazona hafanana bé mihintsy!
Sady mihaja no tsara
Hatao aminy vidiny mirary be
19.000ar monja IZY série de 5 Ireo
Araraoty Ary fa tena mora
Aza tara an
Livraison 3000ar raha Tana centre ville /Mandefa faritra izahay
Mp Ary na 0342624108/0376360393

Verre sy carafe à whisky na vin-verre DURALEX 100ml,carafe 1 litre Matevina tsara daholo mahazaka mahamay -Verre DURALEX...
06/01/2026

Verre sy carafe à whisky na vin
-verre DURALEX 100ml,carafe 1 litre
Matevina tsara daholo mahazaka mahamay
-Verre DURALEX 100ml (6 pieces) ,carafe 1 litre ( 1piece)
Prix: 20.000ar monja izy (7 pieces)
Livraison 3000ar raha Tana centre ville/ Mandefa faritra
Hararaoty fa vitsy ihany an
Mp na 0342624108/0376360393

Address

0342624108
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Glass'Mug posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category