08/05/2026
Ontsa tanteraka ny FΓ΄ mahita vaovao ratsy tahaka izao . Ilay mpadihy ny Jean Aime dia nody mandry noho loza mpifamoivoizana . Androany koa anefa nanampakevitr ny hanaraka azy ny vadiny izay voamarina fa mitondra vohoka
Ary nanome hafatra izy tao @ Compte ho: Ny Maty tsy miverina fa afaka arahina izy .
Mirary fiononana feno hoan'ny fianakaviny mandriam-piadanana nareo 03 mianaka ππ