Lala’s SOAP

Lala’s SOAP Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lala’s SOAP, Grocers, Antananarivo.

🥰🥰🥰🥰🥰
19/02/2025

🥰🥰🥰🥰🥰

17/02/2025
Mbola tsaraa maraindrainaaa ...Gel do**he en attente livraison 😅.Manitraaa - Malefaka - Mora 🥳🥳🥳1L en vrac 7500 ar ☺️
14/07/2024

Mbola tsaraa maraindrainaaa ...
Gel do**he en attente livraison 😅.
Manitraaa - Malefaka - Mora 🥳🥳🥳

1L en vrac 7500 ar ☺️

26/05/2024
Fotoana ela izahay somary nangina kely dia ireto ary aloha ny vaovao izay nomaninay ho anareo... - NIF et STAT ✓- Coordo...
23/05/2024

Fotoana ela izahay somary nangina kely dia ireto ary aloha ny vaovao izay nomaninay ho anareo...

- NIF et STAT ✓
- Coordonnée bancaire ✓

Izany hoe na ianareo orinasa ary dia afaka miara- miasa isikaa izao fa efa feno ny fepetraaa rehetraaaa 😏

Aza misalasala miantso 034 64 122 16 na mandefa mail : [email protected] raha misy fanontaniana na catalogue de prix ☺️

Salamaaa eee... Ela ela izay tsy tetooo fa hiverina amin'izay . Misy vaovao maro be fa aza mialaaa ooo.. 🙏🥳
23/05/2024

Salamaaa eee... Ela ela izay tsy tetooo fa hiverina amin'izay . Misy vaovao maro be fa aza mialaaa ooo.. 🙏🥳

Mbola tsara hariva hariva o! Astuce keli amerenana loko ny kiraro fotsy indray ary oo... 😅
01/07/2023

Mbola tsara hariva hariva o!
Astuce keli amerenana loko ny kiraro fotsy indray ary oo... 😅

Mirary volana jolay feno fitahiana sy fahombiazana antsika rehetra . 😊
01/07/2023

Mirary volana jolay feno fitahiana sy fahombiazana antsika rehetra . 😊

26/06/2023

Mirary fety sambatra ho an'ny Malagasy rehetra na ny eto an-toerana na ireo any ampitan-dranomasina 🇲🇬

Mirary Alahady mahafinaritra ho antsika rehetra.  😊
25/06/2023

Mirary Alahady mahafinaritra ho antsika rehetra. 😊

Address

Antananarivo

Telephone

+261346412216

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lala’s SOAP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category