Honey gramm" tantely bio 100/100

Honey gramm" tantely bio 100/100 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Honey gramm" tantely bio 100/100, Grocers, Antananarivo, Antananarivo.

30/03/2023

Misaotra ireo natoky anay, tantely 100/100 BIO NATUREL, mandefasa hafatra hoanareo izay liana

1/2 litre 15000ar
1 litre 25000ar

Tongasoa eto aminy pejy, misaotra ireo mpanjifa sy mbola hanjifa ny tantelinay, tiako ny manambara fa tsy azo atao ny mi...
15/03/2023

Tongasoa eto aminy pejy, misaotra ireo mpanjifa sy mbola hanjifa ny tantelinay, tiako ny manambara fa tsy azo atao ny mivarotra hosoka ny tantely fa mahatonga tsy fahasalama ka noho izany dia tsara ny manamarika fa ny tantely hamidinay dia voakarakara sy azo antoka , manasa anao hanjifa. 1litre dia 25000ar , 1/2 litre dia 15000ar, aza sodoka ny Mora fa sarobidy ny fahasalama. Mirary soa dia mandefasa hafatra

Address

Antananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Honey gramm" tantely bio 100/100 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category