Menaboanjo tena izy

Menaboanjo tena izy Menaboanjo madio(huile d'arachide), préssé à froid

Mena-boanjo Bio dia menaka tena tsara kalitao, vita Malagasy, tsy misy akora simika vokarina eto antoerana, tsy mahery f...
05/10/2023

Mena-boanjo Bio dia menaka tena tsara kalitao, vita Malagasy, tsy misy akora simika vokarina eto antoerana, tsy mahery fofona, madio tsara, ahitana ireo voka-tsoa rehetra azo avy amin'ny voanjo. Marihana fa ny mena-boanjo no menaka tsara indrindra manaraka ny menaka Oliva.
Azonao jifaina amin'ny vidiny 13000 Ariary ny Litatra. Tsy mbola misy point de vente fa manao livraison izahay.
MANANA CERTIFICAT DE CONSOMABILITÉ
Contact :0345393978
MISAOTRA ANAO MANJIFA NY VITA MALAGASY ❤️ HO FAMPANDROSOANA NY TOEKAREN-TSIKA NO SADY FAHASALAMANA HO ANAO

PRIX :13000 Ariary

ALEO TOMPOKO MANORATRA MP NA MIANTSOA RAHA MAHALIANA FA TSY VITA NY MAMALY COMMENTAIRE
POINT DE VENTE : BOUTIQUE GALANA BEHORIRIKA

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345393978

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Menaboanjo tena izy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Menaboanjo tena izy:

Share

Category