Fy kaly

Fy kaly Biofy♥️

20/11/2025

Big shout out to my newest top fans! Na Ni

20/11/2025

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Natachoupy Raveljaona, Ny Aina Fy

salama eh vaovao tsara mivarotra   en kg izay midira mp izay liana betsaka ny vokatsoa azo avy amn'ny fihinana ny  😊   😊...
16/11/2025

salama eh vaovao tsara mivarotra en kg izay midira mp izay liana betsaka ny vokatsoa azo avy amn'ny fihinana ny 😊

😊mahazo tomobony amn'izany ireo vehivavy bevoka satri manamora ny fisokafan'ny col sy mapirindra ny fiterahana ny fihinana azy , eo ihany manakarena fer sy fibre maro samihafa ny datte🥰

Midira mp ra te anao commande misy barquette de 500g ihany sy 250g

manao livraison izahay tompoko sady mandefa any amn'ny faritra

KOBA VOMANGA❤️👉Tena mahasolo céréale ny   , tena conseilleny pédiatre ny sakafon-jaza satria tsy ahitana produit chimiqu...
29/10/2025

KOBA VOMANGA❤️

👉Tena mahasolo céréale ny , tena conseilleny pédiatre ny sakafon-jaza satria tsy ahitana produit chimique ka mahatonga ny zaza ho alèrgique🤢

👉Ny ihany koa dia tena mahadongadonga ny zazakely indrindra ireo zaza pitsana vetivety dia ahita vokatra ianareo ry maman🤗

👉Manao livraison izahay sady mandefa any amn'ny faritra ihany koa☺️

Coucou les maman❤️Betsaka zao tsika no sahirana mitady sakafo ho an'i harena kely tsika🤔Ity misy vahaolana sady 100%natu...
20/10/2025

Coucou les maman❤️
Betsaka zao tsika no sahirana mitady sakafo ho an'i harena kely tsika🤔
Ity misy vahaolana sady 100%naturel natokana ho an'i zazakely mahery ny 6mois izy ity fa afaka mihinana azy tsara koa ny na ny olon dehibe na ny olona mpikotrana eny na ny efa nahazohazo taona ary🤗

❤️Marihina fa tena betsaka ny vokatsoa azo ny zazakely amn'ny fihinanana ny 🤗
Izy ity koa de tena natokana ho an'ireo maman izay manana zaza pitsana kely tsy mety donga2 mihintsy😥
Koa aza misalasala ary mandefa commande amn'ny mp tompoko ra mahaliana antsika ilay 👍😚

Manao livraison fona izahay sady mandefa any amn'ny faritra rehetra 😊

Andramo ny vita malagasy fa sady naturel no tsy misy effet secondaire indrindra raha omena ny zazakely ❤️🫰

❤️Comment préparer la patate douce pour bébé ?❤️              🥰Il existe de nombreuses façons de cuisiner les patates do...
17/10/2025

❤️Comment préparer la patate douce pour bébé ?❤️


🥰Il existe de nombreuses façons de cuisiner les patates douces pour les bébés, selon leur âge et leurs préférences. Vous pouvez les cuire au four, à la vapeur ou au four, puis les écraser, les réduire en purée ou les couper en amuse-gueules. Voici quelques idées et recettes à essayer :

🥰Patate douce au four : Vous pouvez cuire une patate douce entière au four ou la couper en quartiers sur une plaque de cuisson. Servez la patate douce nature ou ajoutez du beurre ou de la muscade pour plus de saveur. Vous pouvez également prélever la chair et l'écraser avec du lait maternel, du lait maternisé, du bouillon d'os bio ou du yaourt nature pour obtenir une purée onctueuse.
Patate douce vapeur : La cuisson vapeur est une autre façon simple de cuisiner la patate douce. Faites cuire les cubes de patate douce à la vapeur dans un cuiseur vapeur et servez-les en amuse-gueule. Vous pouvez également mélanger la patate douce vapeur avec d'autres fruits ou légumes.
🥰Patate douce rôtie : Rôtissez-la au four ou à la friteuse à air pour une texture plus croustillante. Servez-la en amuse-gueule ou écrasez-la à la fourchette pour obtenir une purée épaisse.

16/10/2025
08/10/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Na Ni

Bonjour les mamans🥰Raha tsy mahita sakafo omena ny zazakely isika dia izahay ato amn'ny   dia faly mampafantatra atsika ...
08/10/2025

Bonjour les mamans🥰
Raha tsy mahita sakafo omena ny zazakely isika dia izahay ato amn'ny dia faly mampafantatra atsika fa mbola misy fona ny izay mapadonga kely ny zaza atsika😍
Indrindra ireo zay manana zazakely pitsapitsana sy malay komana aza misalasalasala miantso na mandefa hafatra miafina (MP)👍
Misy fona ny livraison na eo aza ny tolona misy eto amn'ny firenena koa manasa atsika ary andefa commande fa miandry anareo izahay🥰

❤️bonsoir les maman❤️      👉👉👉 betsaka zao tsika maman no sahirana mivoka nohon'ny toe_draraha somary mafimafy eto amn'n...
01/10/2025

❤️bonsoir les maman❤️

👉👉👉 betsaka zao tsika maman no sahirana mivoka nohon'ny toe_draraha somary mafimafy eto amn'ny firenena🇲🇬 ka no izany dia faly mampafantatra atsika izay fa misy fona ny livraison ho atsika maman izay sahirana mitady sakafo ny zazakely tsika😉

Ka alefaso ary commande tsika ry maman fa aterinay ny commande nareo satria manahirana zao ny mivoka ny trano indrindra hoe itondra zazakely mivoka nohon'ny grevy misy eto amn'ny firenen_tsika ty koa aza misalasalasala ary miantso na mandefa MP avy hatrany☺️

❤️❤️ 3000ar ny frais de livraison n'aiza n'aiza misy anareo eto amn'ny ville sy ny manodidina❤️🤗

❤️Fatatreo ve moa fa sakafon_jaza manomboka ny 6mois mahery ny koba vomanga misy ihany ko any koba akondro✨

❤️Eto dia tiko marihina manokana ireo maman manana zazakely pitsana tsy mitombo lanja ary hita fa tena sahirana mitady sakafo mampitombo lanja azy koa aza misalasala manjifa ny sy fa ireo vokatra ireo de sady mampitombo lanja vetivety ny zanaky tsika no mapatanjaka azy🤗💪

❤️ny moa dia marihako fa sady tsisy vokatra chimique fa akora natoraly izany hoe vomanga orange tsy misy fangarony ka tsy atahorana hisy effet secondaire mihintsy indrindra ho an'ny zazakely tsika🤗

Manao livraison izay fa alefaso ary commande 3000ar avokoa ny frais de livraison eto amn'ny ville. ❤️

Mandefa any amn'ny faritra ihany koa🤗

Coucou les mamans🤗🤗   Ela ela izahay tato amn'ny   sy ny   no tsy hita dia indro ary izahay fa miverina manao livraison ...
23/09/2025

Coucou les mamans🤗🤗
Ela ela izahay tato amn'ny sy ny no tsy hita dia indro ary izahay fa miverina manao livraison sy indray😘

Ho anareo izay tsy mahalala moa dia marihana fa ny sy dia koba omena ny zazakely manomboka misakafo izany hoe (6mois et plus) betsaka ny vokatsoa azo avy amn'ny sy

👉Mahadongadonga ny zazakely indrindra ireo Zaza malay komana,mapisokatra ny vavony keliny, manome hery satri ny koba atsika de 100% naturel tsy misy produit chimique fa ara_pahasalamana tsara♥️

👉Mampitombo lanja vetivety ny zazakely indrindra ireo zazakely pitsana, ary miaro ny zaza mba tsy ho farofo kely☺️

👉Manao livraison izay sady mandefa any amn'ny faritra rehetra😊

Prix :
Koba vomanga 500g 10000ar
1kg 20000ar

Address

Alasora Tananarivo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fy kaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share