L'idéal d'Ilampy - gouda artisanal Mialitiana

L'idéal d'Ilampy - gouda artisanal Mialitiana Fromage gouda artisanal vita amin'ny ronono tsara kalitao avy ao Ambatolampy

12/04/2025
Salama tompoko,Misaotra anareo mpanjifa izay teo hatrany niara-niasa nandritr'izay fotoana izay, mbola mandray fiaraha-m...
02/04/2025

Salama tompoko,

Misaotra anareo mpanjifa izay teo hatrany niara-niasa nandritr'izay fotoana izay, mbola mandray fiaraha-miasa hatrany ho an'ireo mbola tsy mahafantatra anay, na restaurant, na traîteur, na revendeur, eto Tana, na any . Manana NIF sy STAT ara-dalana izahay ho an'ireo orin'asa maniry hiara-iasa.

Izahay dia mpanao fromage avy ao Ambatolampy 104, spécialisé amin'ny type gouda aloha hatreto, mbola tsy manana toeram-pivarotana fa afaka kosa récupérer-na Tana-Ambohimanarina na livraison 3000Ar. Ho hitantsika etsy ambany ny fromage vokarinay sy ny contact ahafanareo mahazo anay na sur MP. 😊😊

Address

Lot IVC 108 H Ambohimanarina
Antananarivo

Telephone

+261347809895

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L'idéal d'Ilampy - gouda artisanal Mialitiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category