Cours X-Pair mada plus

Cours X-Pair mada plus Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cours X-Pair mada plus, Grocers, MADA, Antananarivo.

29/08/2025

Cours X-PAIR Mada(16 ans d'experience)
Ho fanampiana ireo zandry zanaka afaka bacc 2025 teo na ny talohan'izay ka maniry hianatra eny @"universite public" (Ankatso, votovorona, ENS, ENI, IST).
Izay ato amin'ny X-PAIR MADA izay vondron'i mpampianatrin'ny universite
dia vonona hanampy sy ampianatra anareo mialoha ny concours mba hisorohana ny vola lany sy fotoana very n'inona n'inona filiere (agro, poly,Ens, info, lettre, econimie, gestion, droit, science politique sns).
Aza adino fa misy conference lehibe mamaimpoana rapitso Sabotsy 30/08, eny ankatso hanazavana antsika n filiere rehetra sy ny asa aorian'ny fianarana ka eo am vavahady ampitan'ny 119 ny fotoana. Ento ny namana sy RAD fa tena miankina manontolo amin'io ny hoavin'ny fianaranao ary mba tsy ho diso safidy amin'ny fianarana izay izorana.
Plus info mp na 0340958657.

28/08/2025

Conférence lehibe iarahana vondrona Xpair Mada ,miaraka amin'ireo mpampianatra docteur, ingénieur sns am Asabotsy izao am 2 ora ENY ankatso (université d'Antananarivo).
Io no fotoana anazavana am antsimpirihiny ny filière rehetra misy sy ny asa aorian'ny fianarana.Amin'io ihany koa no anomezana ny emploi du n fianarana mialo n concours .plus info 0340958657/mp
Ento ny namana sy ny Ray amandreny.rendez vous EO am vavahady ankatso ampitan'ny arrêt 119

Cours préparatoire aux concours d'entrée en première année de licence (Ankatso, Votovorona, ENI Fianarantsoa, ENS Ampefi...
29/08/2024

Cours préparatoire aux concours d'entrée en première année de licence (Ankatso, Votovorona, ENI Fianarantsoa, ENS Ampefiloha, Ist Ampasampito)
Droit 5000ar
Ecolage 50.000ar
Bonus :2 livres gratuits
Des documents électroniques offertes
Cours de développement personnel gratuit
Cours de français écrit et parle gratuit
Prise de contact :samedi 14h à ankatso
Plus d'informations 0340958657 /0337028024

Toy izao ny zava nisy Teny amin'ny salon d'etudiant nandraisan'ny cours X-PAIR mada anjara. Marobe tsy tambo isaina ny m...
28/08/2024

Toy izao ny zava nisy Teny amin'ny salon d'etudiant nandraisan'ny cours X-PAIR mada anjara. Marobe tsy tambo isaina ny mpianatra sy ny Ray amandreny Tonga teo amin'ny stande misy antsika na ny Teny am SRU (stade Ankoay ankorondrano) izany n'a ny salon d'etudiant nokarakarain'ny publica Teny mahamasina. Mankasitraka antsika rehetra

28/08/2024
Afaka bacc teo v ianao sa efa ela ? Te anohy fianarana eny ambaratonga ambony miankina @ Fanjakana? Ny cours X-PAIR mada...
14/08/2024

Afaka bacc teo v ianao sa efa ela ? Te anohy fianarana eny ambaratonga ambony miankina @ Fanjakana?
Ny cours X-PAIR mada no vaha olana ny amin'izany. Izahay dia mampanao cours préparatoire ho an'ny concours rehetra =ENI Fianarantsoa, ENS Ampefiloha, Ist Ampasampito, Ankatso,, Politechnique sns,
Mpampianatra ato aminay dia efa voky traikefa ary Mpampianatra eny ambaratonga ambony avokoa.
Hoanareo Mbola mpianatra, Mitady Asa na efa amperin'asa dia manana tolotra ho anareo iany Koa izahay eto amin'ny cours Xpair mada :
Formation professionnelle (1ere echelon ou cycle court et 2eme echelon ou cycle long ) izay andraisana attestation sy certificat,ka Ireto avy izany =
Langue (mandarin, Français et Anglais parlé et écrit)
Formation en comptabilité pratique et informatique
Formation en Transit et douane
Formation en Leadership et développement personnel
Formation Call center
Formation en Informatique :informatique de base, logiciel, développement en Web...
Marketing et techniques de vente
Formation en Assistant(e) de direction sns

Aza misalasala aza miantso anay na Mandefa hafatra miafina na ihany Koa manantona anay avy hatrany. Araraoty fa voafetra ny toerana.
Toerana hianarana Ankatso
Contact 0337028024, 0340958657/0345626650

Address

MADA
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours X-Pair mada plus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category