06/10/2023
⚠️Mitady ho lany sahady ny choux fleurs tamin'ity fa be mpitady loatra😜
Fa ity koa misy poules vokatra be rehefa nampiasana zezik'akoho 🤣🤣🤣
🥦'Zany eo ihany fa matsiro foana izay miainga eo rehefa arahana Piment Mah'siaka 🌶️
Commande sur mp hatrany
(Sary indrana)