Siakan'ny Saha

Siakan'ny Saha mampitombo tsiron'ny sakafo.. Natao am-pitiavana ♥️

17/11/2025

Car la parole de Dieu est vivante, agissante, plus acérée qu'aucune épée à deux tranchants ; elle pénètre jusqu'à la division de l'âme et de l'esprit, des jointures et des moelles ; elle est juge des

Zava-baovao indray no atolotry ny Siakan'ny Saha ho anareo mpanjifa ankoatra ny sakay izay efa nahafantaranareo azy hatr...
11/11/2024

Zava-baovao indray no atolotry ny Siakan'ny Saha ho anareo mpanjifa ankoatra ny sakay izay efa nahafantaranareo azy hatrizay dia ny

1) VOLKANO ( confit de piment) : vokatra avy @ fanodinana ny sakay tsilanidimilahy hanome tsiro manaitra sady mamy 🌋🫑

2) FAKAMAMY (confit d'oignon) : avy @ fanodinana ny tongolo hanome tsiro voafantina izay tena azo antoka fa tianareo tokoa. 🧅🍯

Izahay dia mikaroka hatrany ny fomba rehetra hanomezana tsiro ny sakafonareo koa tongava manandrana ireo vokatra ireo haingana ao @ sakafo tafobozaka... @ vidiny mirary fa natao 12.000ar ny 200ml @ izao vokatra voalohany izao. 🥰

Mazotoa mpanjifa tompoko.

Ho lasa lavitra ny vokatra malagasy rehefa mazoto manjifa azy ianareo. 🥰 Mitety izao tontolo izao ny sakay Siakan'ny Sah...
18/05/2024

Ho lasa lavitra ny vokatra malagasy rehefa mazoto manjifa azy ianareo. 🥰

Mitety izao tontolo izao ny sakay Siakan'ny Saha satria vao nanandrana ianareo dia tamana. 🌍

Ny vidin'ny sakay tsy miova fa:
👉MM : 7.000ar
👉GM : 10.000ar
👉Bouteille plastique : 7.000ar
✓ Mandray commande sy livraison par mp na contact : 0344601409
✓ Afaka jifaina ao amin'ny .tafo.bozaka Ankaditapaka ihany koa

Misaotra anareo mpankafy ny vokatra malagasy 🥰

Mandroso hatrany ny dian'ny Siakan'ny Saha ka Tonga miantrano ao @ VIVA TV sy Radio izy 🥰
13/02/2024

Mandroso hatrany ny dian'ny Siakan'ny Saha ka Tonga miantrano ao @ VIVA TV sy Radio izy 🥰

Mitohy hatrany ny fanatsarana ny vokatra sakay Siakan'ny Saha  araka ny fangatahanareo mpanjifa. Raisinay antanandroa ny...
02/02/2024

Mitohy hatrany ny fanatsarana ny vokatra sakay Siakan'ny Saha araka ny fangatahanareo mpanjifa. Raisinay antanandroa ny soso-kevitra satria tianay foana ny manome fahafahampo anareo. 🙏☺️

👉Inty indray ary ny tolotra vaovao iarahana amin'ny .tafo.bozaka / Sakafo Tafo Bozaka hatrany ho @ ity volana ity :
izay mividy entana mihoatran'ny 20.000ar (saosisy, koba, yaourt, sns) dia mahazo sakay Siakan'ny Saha (PM) araka ny hitanareo @ sary hanandramanareo ny tsirony.🥰

Ny vidin'ny sakay tsy miova fa:
👉MM : 7.000ar
👉GM : 10.000ar
👉Bouteille plastique : 7.000ar

Mazotoa manandrana daholo Ary! 🥰🌶️

✓ Mandray commande sy livraison par mp na contact : 0344601409
✓ Afaka jifaina ao amin'ny .tafo.bozaka Ankaditapaka ihany koa

Ireto indray ny vokatra araka ny fangatahanareo. Am-pitiavana hatrany no handraisanay ny commande -nareo sy hanomezanay ...
23/01/2024

Ireto indray ny vokatra araka ny fangatahanareo. Am-pitiavana hatrany no handraisanay ny commande -nareo sy hanomezanay fahafahampo ny mpanjifa ny Sakay .ny_saha / Siakan'ny Saha.
Azo jifaina ao .tafo.bozaka / Sakafo Tafo Bozaka hatrany izany. 🥰

Mba hanomezana fahafahampo anareo mpanjifa, ny vokatra Sakay Siakan'ny Saha dia efa afaka jifaina ny endriny isan- karazany arak'izay nangatahinareo:

👉PM : 2.000ar
👉MM : 7.000ar
👉GM : 10.000ar
👉Bouteille plastique : 7.000ar

Mazotoa manandrana daholo Ary! 🥰🌶️

✓ Mandray commande par mp na contact : 0344601409
✓ Afaka jifaina ao amin'ny .tafo.bozaka Ankaditapaka ihany koa

Efa maro ianareo tonga nanandrana sy nanjifa ny Sakay .ny_saha / Siakan'ny Saha   tao amin'ny .tafo.bozaka / Sakafo Tafo...
20/01/2024

Efa maro ianareo tonga nanandrana sy nanjifa ny Sakay .ny_saha / Siakan'ny Saha tao amin'ny .tafo.bozaka / Sakafo Tafo Bozaka 😋

Mba hanomezana fahafahampo anareo mpanjifa, ny vokatra Sakay Siakan'ny Saha dia efa afaka jifaina ny endriny isan- karazany arak'izay nangatahinareo:

👉PM : 2.000ar
👉MM : 7.000ar
👉GM : 10.000ar
👉Bouteille plastique : 7.000ar

Mazotoa manandrana daholo Ary! 🥰🌶️

✓ Mandray commande par mp na contact : 0344601409
✓ Afaka jifaina ao amin'ny .tafo.bozaka / Sakafo Tafo Bozaka Ankaditapaka ihany koa

Maro ianareo no nanontany hoe inona avy ny akora ampiasainay koa indro ary ...😊👉Akora vokarin'ny tantsaha malagasy tsy m...
16/01/2024

Maro ianareo no nanontany hoe inona avy ny akora ampiasainay koa indro ary ...😊
👉Akora vokarin'ny tantsaha malagasy tsy misy fangarony no karakarainay ho lasa sakay manitra manentoento, manome tsiro ny sakafonareo. Natao am-pitiavana hatrany 🌶️
Izany no tsy ahafoizanareo ny SAKAY Siakan'ny Saha. ♥️

Tsy mena-mitaha fa vokatra tena malagasy 🌶️🥰

✓ Mandray commande par mp na contact : 0344601409
✓ Afaka jifaina ao amin'ny .tafo.bozaka / Sakafo Tafo Bozaka Ankaditapaka ihany koa

Manohy ny diany hatrany ny Sakay Siakan'ny Saha  hanome tsiro ny sakafonareo ary ho tonga eny ambony latabatrareo 🌶️Isao...
13/01/2024

Manohy ny diany hatrany ny Sakay Siakan'ny Saha hanome tsiro ny sakafonareo ary ho tonga eny ambony latabatrareo 🌶️
Isaorana ianareo mpanjifa izay mahita ny mampiavaka azy ka tsy mitsahatra manontany ao amin'ny Sakafo Tafo Bozaka
Amin'izao taona vaovao izao dia tsy mitsahatra manatsara ny vokatra Sakay Siakan'ny Saha izahay araka ny hetahetanareo 😋
Koa manasa hanjifa hatrany amin'izao endriny vaovao sy tsiro mivoatra hatrany izao

✓ Mandray commande par mp na contact : 0344601409
✓ Afaka jifaina ao amin'ny Sakafo Tafo bozaka Ankaditapaka ihany koa

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00

Telephone

+261344601409

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Siakan'ny Saha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Siakan'ny Saha:

Share