16/05/2023
Salanitra eee!
Ho anao mitady tany misintaka kely eto andrenivohitra
Toerana mafinaritra,sy milamina tsara
Natao ho anao ity tolotra ity,mandalo ihany izy ity fa araraoty a
Tany efa tonga dia misy azo anorenana trano,jiro sy rano efa akaiky misy lalana tafiditra fiara,
Taratasy aradalana
Prix:17.000ar/m² Total 3500m²
Toerana Talatavolonondry,
Contact 0344741584