09/01/2026
Salama arivariva indray ô!!
Tonga amin'ilay fotoana nifanomezana ary isika
Araky ny teninay dia misy arrivage kuroiler maromaro ato aminay🤗
Kuroiler poussin daholo aloha
Ireto avy ary:
- 01moi: 15.000ar/ 01
- 3semaines: 13.000ar/ 01
- 10 jours: 11.000ar/01
Disponible de suite daholo an✨
Midira ary Mp na contact rapide 034 42 214 27
S&T Poultry: "Plus qu'un élevage , une passion."
🐔🐔🐔