01/08/2026
✨ Le sac "Édition Vacances" 🏖️👜
🌴 Ho antsika izay tsy mbola nahazo Sac de plage Hallia.
⏳ Aza ela fa mandalo fotsiny ny sac sy ny vacances. 😁☀️
🌊 Tsy matahotra rano sy fasika. 💦🏖️
🧺 Vetivety dia maina rehefa sasana. ✨
🎒 Honona ny entam-be sy fitaovana entina makany @ plage sy pique-nique. 🩴🍉☀️
Sady mafy no maivana 👌🫶
Mp raha hanao commande, marron sy noir no disponible 🥰
Arao tsy ny page tsika fa mbola hisy sac vaovao be ho avy 🥰
📞 0372200490