ILO Shampoing

ILO Shampoing Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ILO Shampoing, Grocers, Antananarivo.

04/08/2023
efa betsaka ianareo no hafa-po ☺ho an'izay mbola tsy nampoasa dia manasa anao izahay 😉shampoing ilo100 ml 500ml 1L ary 5...
02/07/2023

efa betsaka ianareo no hafa-po ☺

ho an'izay mbola tsy nampoasa dia manasa anao izahay 😉

shampoing ilo

100 ml 500ml 1L ary 5L special coiffure ,ireo no vokatra misy

mandefa groa izahay ary mandefa faritra ihany koa ☺

ary amin'ny vidiny mirary ☺

aza adino ny mjaime ny pagen-tsika 🙏🏻

tongava mp 😍

ho anareo izay te hanao revendeur amin'ny shampoing izay vokarinay dia manasa anareo izahay hiditra "mp" aty aminay...na...
09/06/2023

ho anareo izay te hanao revendeur amin'ny shampoing izay vokarinay dia manasa anareo izahay hiditra "mp" aty aminay...na avy any amin'ny faritra na ihany koa avy eto antananarivo.😌

shampoing vita amin'ny ravingoavy sy gingembre izy io 😉
manalava volo🤓
manala angandrano🤓
tsy mampiogom-bolo🤓
ary mety amin'ny volo rehetra na ho an'ny lahy na ho an'ny vavy👍🏻,,
👉🏻mora kokoa mihoatra ny vokatra hafa efa hitanao ary azo tehirizina tsara
🤓manao livraison izahay raha eto antananarivo👌🏻

ILO SHAMPOING*manalava volo*mampangirana volo*manala anga-drano*mety amin'ny volo rehetranatao ho an'ny vavy sy lahy na ...
22/05/2023

ILO SHAMPOING

*manalava volo
*mampangirana volo
*manala anga-drano
*mety amin'ny volo rehetra

natao ho an'ny vavy sy lahy na ankizy na lehibe ihany koa

vidiny prix de gros:
100ml: 1500 ariary
500ml: 5000 ariary
1L : 9000 ariary

disponible eto tana ary afaka mandefa faritra ihany koa.

"ny entana tsara fa ny vidiny mora😌
"
mp ary o...

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ILO Shampoing posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category