Mamy ny Aina Shop

Mamy ny Aina Shop Vente des produits cosmétiques naturels
Vente des produits organique et divers (BIO)

TRAITEMENT NATUREL Perte blancheManala fofona Mangidihidy,sns          Ny pertes rehetra arak'izany dia midika hoe infec...
17/04/2026

TRAITEMENT NATUREL
Perte blanche
Manala fofona
Mangidihidy,sns

Ny pertes rehetra arak'izany dia midika hoe infection genitale foana eo @ vehivavy, miseho eo @ fivaviana sy ny vozon'ny tranon-jaza na ny col

Mila mailo isika vehivavy rehefa misy azy io satria mety ho fambara ny zavatra miseho anaty izy io.

👉Ireto misy ohatra vitsivitsy:
⏩Midika fa mety mitondra IST ianao toy ny angatra na Gonococcie, Syphilis, VIH, ary mamindra @ olona iarahanao.
⏩Mety ho fambara fa Immunodeprimé ianao ( misy VIH, Diabeta,...)
⏩Mety ho fambara fa misy Cancer du Col ihany koa.

👉Ireo voka-dratsy azo avy @ tsy fitsaboana azy :
⏩Manelingelina ary miteraka inconfort @ andavan'andro
⏩Miteraka henatra ny fofony sy ny habetsany mandritry ny firaisana ara-nofo
⏩Mety ho marary ihany koa madritry ny firaisana
⏩Misy fiatraikany @ fitondrana vohoka sy @ Tsy fahazoan-jaza ny pertes eny mety ho afa-jaza mihitsy aza.
👉Satria rehefa tafiakatra mahazo ny tranon-jaza ilay micraoba tao @ Col dia makany @ TROMPE ( havia na havanana ) ary ao indray izy no mamorona infection izay miseho @ alalan'ny fanaintainana @ ila kibo .
Io fanaintainana io izay midika fa manomboka tsentsina ilay Trompe.

👉 Vokany dia :
🔺Mety hanao zaza soso-koditra na Grossesse Extra-Utérine rehefa mitondra vohoka.
🔺Mety tsy mahazo zaza satria tsentsina tanteraka ilay Trompe .

INONA ARY NO TOKONY ATAO?
👉🏻traitement naturel 100℅
👉🏻Farany, aza kivy ny mitsabo na dia efa nisy fitsaboana natao nao taloha
Midira mp direct

🎉 OFFRE SPÉCIALE PÂQUES 🎉🌸 MAMPIRIDY PLUS – Tonique naturel malagasy💪 Retrouvez votre énergie, votre vitalité et amélior...
03/04/2026

🎉 OFFRE SPÉCIALE PÂQUES 🎉
🌸 MAMPIRIDY PLUS – Tonique naturel malagasy
💪 Retrouvez votre énergie, votre vitalité et améliorez vos performances au quotidien !
🔥 Idéal pour :
✔️ Booster l’énergie masculine
✔️ Améliorer l’endurance et la performance
✔️ Favoriser une érection plus ferme
✔️ Aider contre l’éjaculation précoce
✔️ Renforcer le plaisir partagé en couple ❤️
🎁 Offre spéciale Pâques : prenez soin de vous et de votre couple !
📞 Contact : 034 76 997 30
📍 Disponible dès maintenant

💖 Saint Valentin manakaiky! 💖Te hampamirapiratra indray ny fitiavana ve ianao?✨ MAMPIRIDY PLUS ✨ no namana akaiky hanama...
14/02/2026

💖 Saint Valentin manakaiky! 💖
Te hampamirapiratra indray ny fitiavana ve ianao?
✨ MAMPIRIDY PLUS ✨ no namana akaiky hanamafisana ny fifankatiavana, hampiverina ny hafanana ary hampitombo ny fifaliana eo amin’ny mpifankatia.
🎁 Fanomezana tonga lafatra ho an’ny olon-tiana
💘 Boosty ny fitiavana, ampitombo ny fifaliana
🌿 Natoraly, vita Malagasy
📞 Antsoy izao: 034 76 997 30
❤️ Fitiavana aseho androany, fahatsiarovana mitoetra mandrakizay ❤️
30.000ar

🌿 Ny aty sy ny vavony no fototry ny fahasalamana 🌿Rehefa mavesatra ny sakafo, be stress, na tsy milamina ny fiainana and...
06/01/2026

🌿 Ny aty sy ny vavony no fototry ny fahasalamana 🌿
Rehefa mavesatra ny sakafo, be stress, na tsy milamina ny fiainana andavanandro,
dia matetika voadona voalohany ny aty sy ny vavony.
👉 Ireto produits voajanahary ireto dia natao hanampy ny vatana :
✔️ Hanohana ny asan’ny aty
✔️ Hanamaivana ny fahasosoran’ny vavony
✔️ Hanampy amin’ny fanadiovana sy équilibre naturel
🌱 Safidy tsotra ho an’izay mitady bien-être andavanandro
📩 Mp raha mila fanazavana
☎️ 0347699730
🏥 67ha nord parking

🌿✨ Taona vaovao ity, fotoana vaovao hikarakarana bebe kokoa ny fahasalamana ✨🌿Mirary taona 2026 feno hery, fahasalamana ...
31/12/2025

🌿✨ Taona vaovao ity, fotoana vaovao hikarakarana bebe kokoa ny fahasalamana ✨🌿
Mirary taona 2026 feno hery, fahasalamana ary fiainana mamy ho anareo rehetra 💚🙏
💚 Ny hasalama anao no tanjonay
— Mamy Ny Aina | Nature et Santé 🌱






🌿

✨ FISAORANA AVY AM-PO ✨Isaorana manokana ianareo rehetra 🙏👉 izay nanaraka,👉 izay nino,👉 ary izay nanjifa anay nandritra ...
31/12/2025

✨ FISAORANA AVY AM-PO ✨
Isaorana manokana ianareo rehetra 🙏
👉 izay nanaraka,
👉 izay nino,
👉 ary izay nanjifa anay nandritra ity taona ity.
Noho ny fitokisanareo no ahafahanay manohy manolotra
🌿 produits naturels & traditionnels malagasy
vita am-pitandremana, am-pahatsoram-po, ary am-pitiavana.
Tsy hoe mivarotra fotsiny izahay,
fa mizara fahasalamana sy fanantenana ho an’ny tokantrano tsirairay 💚
🚀 Mbola hitohy ny dian-tsika
Mbola maro ny vokatra sy tolotra ho avy, ho setrin’ny fahatokisanareo.
👉 Aza misalasala mandefa message
👉 Manontania, mizara, na manoro anay amin’ny havana sy namana
📞 Contact / WhatsApp: 034 76 997 30
🙏 Misaotra indrindra tompoko
💚 Izahay eto ho anareo hatrany
DIA SAMY HATRATRA NY TAONA VAOVAO DAHOLO

🌿 MAMPIRIDY – Force naturelle ho an’ny lehilahyIndraindray, mila fanohanana voajanahary fotsiny ny vatana 😌MAMPIRIDY dia...
31/12/2025

🌿 MAMPIRIDY – Force naturelle ho an’ny lehilahy
Indraindray, mila fanohanana voajanahary fotsiny ny vatana 😌
MAMPIRIDY dia produit naturel,
traditionnellement utilisé
👉 hanampy amin’ny vitalité masculine
👉 hanohana ny confiance sy l’énergie
✔️ Naturel
✔️ Tsy mampiankin-doha
✔️ Ho an’ny lehilahy 18+
🔒 Discrétion assurée
📲 Contactez-nous en message privé
☎️ 034 76 997 30

ASCITE Aretina fivontodan'ny kibo ny marimarina kokoa dia fiangonan'ny rano ao am kibo vokatrin'ny fahasimban'ny aty .Sy...
25/08/2025

ASCITE
Aretina fivontodan'ny kibo ny marimarina kokoa dia fiangonan'ny rano ao am kibo vokatrin'ny fahasimban'ny aty .
Symptomes (trangany:)
1- Mibotsina ny kibo arakin io am sary io
2- Sempotra rehefa mitsilany matory
3- Malaink'homana
4- Mangotika ny kibo
5- Maloiloy , mando
6- Mety mivonto ko ny tongotra
7- Tsy mahalevon-kanina
8- Mety ho mavomavo ny lokon maso , hoho
Causes ( antony mahatonga azy )
1- Fisotroana alcool
2- Cirrhose
3- Hepatite B, C
4- Cancer: ovaire , pancreas , endometre , foie
5- Aretin voa sy ny fo
6- Diabete
7- Tuberculose
8- Hypothyroidie
9- obesite
Zavatra atao raha manao ascite
1- Manao regime alimentaire , ajanona ny siramamy sy sakafo be siramamy
2- Manao jeune intermittente
3- Mihinana legume vert sy be fibre
4- Ajanona ny alcool sy sigara
5- misotro ranona coco
6- Manao jus margose : margose kely esorina ny ao anatiny dia mixe na miaraka am rano tapakin verre dia sotroina isa maraina
7- Ahenao ny stress , mila atao ampy ny torimaso, 8 - aza misotro rano be loatra

CENTRE DE SANTÉ MAMY NY AINA ❤️🥰
Zarao sao mahasoa ny hafa

🌼VOKATRA VAOVAO 🌼PRODUITS SOINS RÉPARATEUR CHEVEUXFantatrao ve fa mahatonga vokatra ratsy amin'ny volo ny fampiasana pro...
24/01/2024

🌼VOKATRA VAOVAO 🌼
PRODUITS SOINS RÉPARATEUR CHEVEUX
Fantatrao ve fa mahatonga vokatra ratsy amin'ny volo ny fampiasana produits tsy mifanaraka amin'ny volonao, ny fanaovana lissage matetika, ny fandokoana volo misesisesy? NDAO HO KARAKARAINA MANOKANA ARY NY VOLONTSIKA AMIN'IRETO VOKATRA VAOVAO IRETO

Ho an'izay manana volo Simba, tapatapaka, miongotra, tsy mety maniry, vokatra natoraly hatrany hitsabona volo, tsy mifidy karazambolo fa mety amin'ny volo rehetra

Manasa anao iditra mp na hiantso avy hatrany ny laharana finday 0349120246
Manao livraison ary Mandefa any amin'ny faritra izahay

Raha misy panda ianao, efa nanao izao rehetra izao nefa mbola tsy afaka. Dia mandehana aloha dokotera ary fantaro sao ar...
04/10/2023

Raha misy panda ianao, efa nanao izao rehetra izao nefa mbola tsy afaka. Dia mandehana aloha dokotera ary fantaro sao aretin'aty ihany ny mahazo anao, mbola misy hatrany ny vokatra natoraly ikoloina ny tarehy ato aminay Centre de santé mamy ny aina, azonao jifaina avy hatrany ety 67ha arrêt bus parking akaikiny hôtel manga taloha 0347699730, ny any antsirabe vavahadiny atsimo tsena asabotsy 0346009293

💝FIARO💝Efa azo lazaina fa efa tafiditra ao anatiny ririnina isika izao, Tonga daholo ny Aretina-Sempotra-grippa-kohoka-a...
09/05/2023

💝FIARO💝
Efa azo lazaina fa efa tafiditra ao anatiny ririnina isika izao, Tonga daholo ny Aretina
-Sempotra
-grippa
-kohoka
-aretin-tenda
-asthme
-sy ny maro hafa
Ity vokatra ity ihany koa Dia mitondra hery fiarovana, mamono ireo karazana virus mikiky ny taovampisefona sy ny maro hafa

Hitanao ety 67ha arrêt bus parking akaikiny hôtel manga sy any antsirabe ampitany vavahadiny atsimo tsena asabotsy
Afaka miantso am laharana 0347699730, na Mandefa message privé (mp) ianao.

Address

67ha Nord Est
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamy ny Aina Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category