Mofo Tsara

Mofo Tsara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mofo Tsara, Grocers, Ambolokandrina, Antananarivo.

Manomboka 1 5000Ar efa mahazo godrogodro maty ô,Alefaso ny commande eh! Mp na 034 45 292 53 😘😘
15/08/2023

Manomboka 1 5000Ar efa mahazo godrogodro maty ô,
Alefaso ny commande eh!
Mp na 034 45 292 53 😘😘

15/08/2023

Miarahaba Tompoko ô!
Ny M**o Tsara dia misokatra ho antsika rehetra. Izahay de manao godrogodro au coco amin'ilay matavy tsara 😘, na godrogodro atao amin'ny koba vary na godrogodro atao amin'ny koba katsaka de ataonay dahoolo ary amin'ny vidiny miarary izay miantomboko amin'ny 1 5000Ar de efa mahazo🥰🥰.
Livraison Tanà de arakaraka ny toerana anateran'azy ny frais.
Raha hanao commande de afaka mandefa mp na miantso ny 034 45 292 53 fa ho voaray soaman-tsara ianao.
Misaotra indrindra Tompoko !

Grocery Store

Address

Ambolokandrina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mofo Tsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category