16/11/2025
♥️🥺🥺
🇲🇬🙏LESON'NY FIAINANA:
- Mandalo ny fotoana
- Mandalo ny harena, mahaiza mihary
- Ny ankohonanao ihany no ho eo aminao hatrany am-pasana
- ny mampindrambola: mitandrina tsara fa mety ianao hitaky no olondoza. Azo atao tsara ny manampy fa mitandrina tsara hoe iza ilay ampiana.
- tandremo ny prix d'amis lava, sao tsy misy tombony akory. Any an-kafa izy anefa tsy miady varotra na kely aza.
- izay eo aminao anaty ady sarotra no tena izy fa tsy izay mandokadoka amin'ny harenanao.
- ny tsy fahasalamana tsy mampananankarena. Tandremo ny vatana. ..
Mbola hitohy