Trondro Maina TSIRO

Trondro Maina TSIRO TRONDRO MAINA TSIRO vous propose des produits de mer séchés, des produits d'eau douce
Séchage poisson

11/06/2025

Ho avy tsy ho ela ny entana vaovao !
Trondro maina isan-karazany.

Araraoty fa kely sisa 🔴Fiasaly avy any Morondava🔴⚪Tsy misy sira⚪25 000 ar kg⚪Efa eto Antananarivo⏩Toerana : Amboditsiry📱...
25/04/2024

Araraoty fa kely sisa

🔴Fiasaly avy any Morondava🔴
⚪Tsy misy sira
⚪25 000 ar kg
⚪Efa eto Antananarivo
⏩Toerana : Amboditsiry
📱Tel: 034 23 264 70

24/04/2024
🔴Fiasaly avy any Morondava🔴⚪Tsy misy sira⚪25 000 ar kg⚪Efa eto Antananarivo⏩Toerana : Amboditsiry📱Tel: 034 23 264 70
24/04/2024

🔴Fiasaly avy any Morondava🔴
⚪Tsy misy sira
⚪25 000 ar kg
⚪Efa eto Antananarivo
⏩Toerana : Amboditsiry
📱Tel: 034 23 264 70

23/09/2023
Ho an'ny renim-pianakaviana mila zavatra hatao laoka, sahirana miasa loha mitady laoka. Trondro maina atao laoka. Fia sa...
23/09/2023

Ho an'ny renim-pianakaviana mila zavatra hatao laoka, sahirana miasa loha mitady laoka.
Trondro maina atao laoka. Fia saly, filao saly, tilapia mivaky (izany daholo no fiantso azy).
Matsiro, mavo rony, matavy.
1 000 ariary na 2 000 ariary monja dia efa mahazo eto amin'ny Trondro Maina TSIRO

18 000 ariary ny kilao ho an'ny mpaka maro, ho an'ny mbola hivarotra.

Toerana: Amboditsiry ambanin'ny Pharmacie

Tél: 034 23 264 70

Address

Amboditsiry
Antananarivo
101

Telephone

+261342326470

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trondro Maina TSIRO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category