20/03/2025
Fomba fanalavana volo ho an'izay te hanalava volo 🦋🙌
---SPRAY---
Tena ilaina ny spray manamandina sy hiaro n'y volo Ary fampiasa izy rehefa eny anelanelan'ny fotoana tsy fanasana loha ka maina ny volo
👉ireto aza misy recettes vitsivitsy afaka hisafidianana arakaraky ny type de cheveux anao,afaka atao tsara ao a trano e
Recettes Spray ho an'ny volo fait maison (psh*t psh*t)
🍂Spray protéiné : ranom-bary + HE 3 gouttes
Atao amin'ny hodi-doha miampy massage cranien 5 min.
🍂Spray pousse de cheveux : Infusion de thé + vitamine E 5 gouttes.
Atao amin'ny hodi-doha miampy massage cranien 5min.
🍂Spray reparateur : Eau minerale/filtrée 75% + Glycerine vegetale 5% + Lait de coco 15% + Huile d'olive 5%.
Mety amin'ny volo rehetra.
Sady mi-définir ny boucles.
🍂Spray démélant : Eau minerale/filtrée 75% + Huile de pépin de raisin 5% + Gel de lin 15% + Glycerine vegetal 5%.
Mety amin'ny volo rehetra.
Sady mi-définir ny boucles.
🍂Spray fortifiant : Eau chaude + glycerine vegetal + Hybiscu séchés + 3 gouttes HE romarin.
Mety amin'ny volo rehetra.
Sady mi-hydrater ny volo.
🍂Spray anti-frisottis : Eau minerale/ filtrée 80% + vinaigre de cidre 5% + Glycerine vegetal 15% + HE romarin 3 gouttes.
Ho an'ny volo forte porosité.
🍂Spray hydratant : Eau minerale/filtré 80% + Huile de jojoba 5% + Gel aloe vera 15% + Vitamine E 3 gouttes.
Ho an'ny volo faible porosité.
🔴Maharitra herinandro izy
🔴Afaka atao tsara ao an-trano
🌿Nozaraina am-pitiavana bé Dia MBA zarao amin'ny hafa raha tinao🌿