11/10/2023
⏩Nohony fanomezana fahafam-po anareo mpanjifa , Izahay mpandrinjara ny fatana ADES izay miaro ti ala dia vonona lalan-dava hamaly ny filanareo mpanjifa .
⏩ Efa tonga soa aman-tsara ny fatantsika eto Maintirano ary raha toa ka hanjifa an'izany ianao dia manantona avy hatrany an'i Mme Katuiscia Langlois izay mipetraka ao Tanambao Meteo ( Maintirano ) ampitan'ny Rond- point requin.
⏩Adidintsika rehetra ny miaro tontolo iainana koa samia mandray andraikitra tandrify azy, izany indrindra no isany nanosika anay ny hamokatra ny Fatana ADES mba hiverina ho nosy maitso indray i Madagascar.
Koa aza misalasala ary ianao , manontana avy hatrany fa ny fatana dia ho antsika rehetra.