04/05/2025
Misy olona tsy manjary mhts eto antany , voarainao vé lay cachet dia tsy andefa vola ianao , ianao nefa tsy matoky anay fa hoe alefaso aloha Dia Zay zahay vao mandefa vola , asa lay izy Ary misy matériel mandeha , misy torimaso hafoy ,misy herimbatana miasa , ianao mhts Zany ry Mr le maire , MR l'entrepreneur, ADJOINT au maire , tsy Dia tiako manabaraka olona ,miasa tsara ery nareo Zao @ lay tampon nefa tsy mandefa volan'olona , misy koa lay bé commande bé nefa tsy Alaina avieo , izy ty tsy hoe akanjo ka rhf tsy mety Dia afaka amidy fa Tonga Dia Sady lany ftoana no lany matériel, aza MBA ratsy fanahy ohatran'io fa tsy zakanareo raha ataon'olona io, santionany ftsn ireo alefako ireo @ sary ireo fa maro izy ato ,