Carrefour Madagascar

Carrefour Madagascar Bienvenue dans votre nouvel hypermarché Carrefour Madagascar !

🌿 Andao hojerentsika ny kanelina “Saveurs de l’Île Rouge by Pidjinn” ao amin’ireo toeram-pivarotanay!Misy amin’ny endrik...
02/09/2026

🌿 Andao hojerentsika ny kanelina “Saveurs de l’Île Rouge by Pidjinn” ao amin’ireo toeram-pivarotanay!
Misy amin’ny endrika 3 izy :

• Kanelina voatetika
• Kanelina voatoto
• Kanelina amin’ny tahony

🇲🇬 100 % voajanahary, tsy misy akora fanampiny na mpikajy, ary avy eto Madagasikara.

Miaraka amin’ny hanitra mahery vaika sy tsiro tena misongadina, mety tsara izy hanatsarana ny tsiron’ny sakafo masira sy mamy, hanomezana hanitra ny zava-pisotro ary hanatsarana ny tsiron’ny m**omamy sy ny pâtisserie. 🍰☕

✨ Ny tombontsoa azo avy amin’ny kanelina :
🌱 Manampy amin’ny fandevonan-kanina
🌱 Manana toetra manohitra ny fivontosana
🌱 Feno antioxydants

🤎 Avelao hanintona anao ny tsiro tena izy sy ny hanitra mampiavaka ny kanelina avy eto Madagasikara !

-----------------------------------------------------------------

🌿 Venez découvrir la cannelle des Saveurs de l’Île Rouge by Pidjinn dans vos magasins !

Disponible en 3 formats :
• Cannelle en copeaux
• Cannelle moulue
• Cannelle en bâtons

🇲🇬 100 % naturelle, sans additif ni conservateur et d’origine Madagascar.

Avec son arôme intense et son goût riche et parfumé, elle est idéale pour relever vos plats salés et sucrés, parfumer vos boissons et sublimer vos pâtisseries. 🍰☕

Les bienfaits de la cannelle :
🌱 Aide à la digestion
🌱 Propriétés anti-inflammatoires
🌱 Riche en antioxydants

Laissez-vous séduire par le goût authentique et les saveurs de la cannelle de Madagascar ! 🇲🇬

🍰Ny crème végétale no asongadina anio !Te hanamboatra pâtisserie matsiro ao an-trano ve ianareo? Ireto misy hevitra 4 ma...
01/09/2026

🍰Ny crème végétale no asongadina anio !

Te hanamboatra pâtisserie matsiro ao an-trano ve ianareo? Ireto misy hevitra 4 matsiro sy mora karakaraina hampifaliana ny ankizy sy ny olon-dehibe!

🥕 Carrot cake misy glaçage crémeux
🍓 Pavlova
🍫 Moelleux au chocolat miaraka amin’ny crème végétale
🧁 Madeleines à la vanille

🔥 Ary araraoty dieny izao fa amin’ny vidiny mora amin’izao fotoana izao ny crème végétale eny amin’ny magazay!

👉 Andao hikarakara ireo karazana m**o mamy ankafizinareo !

----------------------------------------------------------

🍰 La crème végétale est à l’honneur aujourd’hui !

Envie de préparer de délicieuses pâtisseries maison ? Découvrez 4 idées gourmandes et faciles à réaliser pour faire plaisir aux petits comme aux grands !

🥕 Carrot cake au glaçage crémeux
🍓 Pavlova
🍫 Moelleux au chocolat à la crème végétale
🧁 Madeleines à la vanille

🔥 Et profitez-en dès maintenant : la crème végétale est actuellement proposée à prix doux en magasin !

👉 À vos fourneaux pour préparer vos pâtisseries préférées !

🎒📚 Efa manakaiky tokoa ny fidiran’ny mpianatra! Tongava ety amin’ny tranombarotra hijery ireo fitaovam-pianarana ilaina ...
31/08/2026

🎒📚 Efa manakaiky tokoa ny fidiran’ny mpianatra!
Tongava ety amin’ny tranombarotra hijery ireo fitaovam-pianarana ilaina rehetra amin’ny vidiny mirary! 🛒
🎒 Kitapo, 📓 kahie, ✏️ stylo sy crayons, ary ireo fitaovam-pianarana rehetra maro hafa no miandry anareo!
📅 Tolotra manankery hatramin’ny 13 Septambra.
---------------------------------------------------------------------
🎒📚 La rentrée des classes approche à grands pas !
Rendez-vous en magasin pour découvrir toutes les fournitures scolaires indispensables à prix doux ! 🛒
🎒 Cartables, 📓 cahiers, ✏️ stylos et crayons, ainsi que de nombreuses autres fournitures scolaires vous attendent !
📅 Offre valable jusqu’au 13 septembre.

📖✨ Mbola mitohy hatrany ny tolotra ao amin’ny catalogue "Les exploits" ! ✨🛒Mbola afaka manararaotra ireo tolotra manokan...
31/08/2026

📖✨ Mbola mitohy hatrany ny tolotra ao amin’ny catalogue "Les exploits" ! ✨🛒

Mbola afaka manararaotra ireo tolotra manokana sy vidiny mirary amin’ireo vokatra ankafizinareo ianareo!

Hatramin’ny Alahady 6 Septambra, dia mbola hita manerana ny magazay ireo vokatra ao anatin’ny catalogue amin’ny vidiny tena mirary !

👉 Aza tara ary araraoty dieny izao ireo tolotra! 🛒✨

-------------------------------------------------------------------------

📖✨ Les offres du catalogue « Les Exploits » continuent ! ✨🛒

Profitez encore de nos offres exceptionnelles et de prix tout doux sur vos produits préférés !

Jusqu’au dimanche 6 septembre, retrouvez dans nos magasins les produits du catalogue à des prix très avantageux ! 🛒✨

👉 Ne tardez plus et profitez-en dès maintenant ! 🔥

📚✨ Vonona hiatrika taom-pianarana vaovao ve?Mba hanomanana tsara ny fidiran’ny mpianatra, dia hitanareo ety amin’ny tran...
29/08/2026

📚✨ Vonona hiatrika taom-pianarana vaovao ve?

Mba hanomanana tsara ny fidiran’ny mpianatra, dia hitanareo ety amin’ny tranombarotra ireo boky fianarana sy rakibolana isan-karazany, hanampy ny mpianatra mandritra ny taona. 📖🎒

👉 Izay ilaina rehetra hianarana, hamerenana lesona ary hanombohana tsara ny taom-pianarana!

------------------------------------------------

📚✨ Prêts pour une nouvelle année scolaire ?

Pour bien préparer la rentrée, retrouvez dans votre magasin préféré une sélection de livres scolaires et de dictionnaires pour accompagner les élèves tout au long de l’année. 📖🎒

👉 Tout ce qu’il faut pour apprendre, réviser et réussir sa rentrée !

🎒✨ Tonga ny fidiran’ny mpianatra, ary St Honoré  manome voninahitra anareo!Ny 29 sy 30 Aogositra, tongava manararaotra m...
28/08/2026

🎒✨ Tonga ny fidiran’ny mpianatra, ary St Honoré manome voninahitra anareo!

Ny 29 sy 30 Aogositra, tongava manararaotra mividy ireo vokatra St Honoré ety amin'ny tranombarotra ary mahazoa fanomezana !

👉 Ho an’izay mividy vokatra St Honoré dia hahazo goodies maimaim-poana!

Tongava ary manararaota izao tolotra manokana izao, mba hahafinaritra kokoa ny fidiran’ny mpianatra!

-----------------------------------------------------------------------

🎒✨ C’est la rentrée, et St Honoré vous fait honneur !

Du 29 au 30 août, faites vos courses de rentrée dans votre magasin préféré et profitez d’une petite surprise !

👉 Pour tout achat de produits St Honoré, repartez avec des goodies offerts !

Venez en profiter et faites de la rentrée un moment encore plus gourmand !

🎨📚 Mahafinaritra kokoa ny fidiran’ny mpianatra miaraka amin’i BIC Madagascar ! Ho fankalazana ny fidiran’ny mpianatra, d...
27/08/2026

🎨📚 Mahafinaritra kokoa ny fidiran’ny mpianatra miaraka amin’i BIC Madagascar !

Ho fankalazana ny fidiran’ny mpianatra, dia nanomana atelier de dessin ety amin’ny Carrefour i BIC ny 28, 29 ary 30 Aogositra! Fotoana mahafinaritra ho an’ireo ankizy kely hanehoany ny talentany sy ny fahaiza-mamorona ao aminy. ✨🖍️

🎁 Ary tsy izay ihany ! Maro be ireo bons de réduction azo rehefa mividy ireo vokatra BIC voafantina: pochette de stylos BIC Cristal, crayons, crayons de couleur BIC Kids Evolution, feutres BIC Kids Visa ary ardoises BIC Velleda.

👉 Tongava mandray anjara, ary manararaotra ity hetsika manokana ho an’ny fidiran’ny mpianatra ity ety amin’ny Carrefour! 🛒✨

--------------------------------------------------------------

🎨📚 La rentrée devient encore plus créative avec BIC !

À l’occasion de la rentrée des classes, BIC organise un atelier de dessin chez Carrefour les 28, 29 et 30 août ! Une belle occasion pour les petits artistes de laisser libre cours à leur créativité. ✨🖍️

🎁 Et ce n’est pas tout ! Des bons de réduction sont également à gagner à l’achat de produits BIC sélectionnés : pochettes de stylos BIC Cristal, crayons, crayons de couleur BIC Kids Evolution, feutres BIC Kids Visa et ardoises BIC Velleda.

👉 Venez participer, vous amuser et profiter de cette belle animation spéciale rentrée chez Carrefour ! 🛒✨

🫘 Ny tsaramaso mena indray no asongadina! Amin’izao fotoana izao, araraoty ireo tsaramaso mena amin’ny vidiny manokana m...
27/08/2026

🫘 Ny tsaramaso mena indray no asongadina!

Amin’izao fotoana izao, araraoty ireo tsaramaso mena amin’ny vidiny manokana mba hanovanao ny sakafo andavanandro sy hanandramanao fomba fahandro vaovao. 🛒✨

🌶️ Chili matsiro
🥞 Galety mikarepoka
🥗 Salady matsiro sy maro loko

Ireto ary misy toro-hevitra 3 tsotra sy matsiro ahafahanao mahandro tsaramaso mena amin’ny fomba hafa! 👩‍🍳

👉 Araraoty izao fotoana izao hamenoana ny tahirinao sy hankafizanao sakafo matsiro! ✨

----------------------------------------------------------------

🫘 Les haricots rouges sont à l’honneur !

En ce moment, profitez de nos haricots rouges en promotion exclusive pour varier vos repas et tester de nouvelles recettes. 🛒✨

🌶️ Un chili gourmand
🥞 Des galettes croustillantes
🥗 Une salade fraîche et colorée

Voici 3 idées simples et savoureuses pour cuisiner les haricots rouges autrement ! 👩‍🍳

👉 Profitez-en pour faire le plein et vous régaler ! ✨

🔥 Mbola mitohy eny amin’ny magazay hatrany ny "Les Exploits" ! 🔥Mbola afaka manararaotra ireo promotion miavaka amin'ny ...
26/08/2026

🔥 Mbola mitohy eny amin’ny magazay hatrany ny "Les Exploits" ! 🔥

Mbola afaka manararaotra ireo promotion miavaka amin'ny vidiny tena mirary amin’ireo vokatra ankafizinareo ianareo! 🛒✨

👉 Tongava haingana eny amin’ny magazay ary araraoty ireto tolotra tsara be ireto!

📅 Manankery hatramin’ny Alahady 6 Septambra ny promotion.

-----------------------------------------------------------

🔥 Les Exploits continuent en magasin ! 🔥

Vos produits préférés vous attendent toujours avec de superbes promotions et des prix imbattables ! 🛒✨

👉 Venez vite profiter de ces bonnes affaires et faire le plein à petits prix !

📅 Promotions disponibles jusqu’au dimanche 6 septembre.

🎒 Manakaiky ny fidiran’ny mpianatra! ✏️📚Hanomanana tsara ny sakafo maraina sy ny goûter ho an’ny ankizy, araraoty ny fih...
26/08/2026

🎒 Manakaiky ny fidiran’ny mpianatra! ✏️📚

Hanomanana tsara ny sakafo maraina sy ny goûter ho an’ny ankizy, araraoty ny fihenam-bidy -10% amin’ireo vokatra St Honoré : pain au lait, pain de mie ary cake! 😋🍞

✨ Sakafo matsiro ho an’ny fidiran’ny mpianatra sady ahafahana mitsitsy!

🛒 Tolotra manankery hatramin’ny Alahady 6 Septambra.

-------------------------------------------------------------------------------

🎒 La rentrée des classes approche à grands pas ! ✏️📚

Pour accompagner les petits dès le petit-déjeuner et le goûter, profitez de -10 % sur les produits St Honoré : pain au lait, pains de mie et cakes ! 😋🍞

✨ De quoi préparer de délicieux goûters pour la rentrée, tout en faisant des économies !

🛒 Offre valable jusqu’au dimanche 6 septembre.

Address

Galerie Zoom Ankorondrano
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:30
Tuesday 08:00 - 19:30
Wednesday 08:00 - 19:30
Thursday 08:00 - 19:30
Friday 08:00 - 19:30
Saturday 08:00 - 19:30
Sunday 08:00 - 13:00

Telephone

+261320725366

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Carrefour Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Carrefour Madagascar:

Shortcuts

Share

Category