15/03/2026
🍎🍏Iza indray no tia paoma ato ???
Ataontsika resaka indray ny paoma ary. Manana paoma maina koa isika.
🍏 Afaka atao tsakitsaky ho an'ireo te hanena vatana.
🍎 Afaka anaovana pâtisserie tsara ( Cake, tarte, chausson...)
🍏Manadio nify 😁
🍎 Maro hafa koa fa ireo aloha ny androany
Aza hadino manaraka ny pejy raha tia voankazo ianao 🙏👋🥰