Bomba Motors

Bomba Motors Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bomba Motors, Grocers, Antananarivo.

Salama tompoko, Mila moto MAFY sy MATANJAKA sady MITSITSY ve ianao????                 Kimco G5 150CC CARB,      PAR 12 ...
16/11/2023

Salama tompoko,
Mila moto MAFY sy MATANJAKA sady MITSITSY ve ianao????
Kimco G5 150CC CARB,

PAR 12
Moteur MANGINA BE, (0ar de BRUIT)
Pneus AVANT et ARRIÈRE MAXIS
TSARA BE DAHOLO, (0Ar de Lany)
ÉCHAPPENT KIT
MAZAKA pavé (tsy misy maneno)
Loko D’ORIGINE

Aza misalasala ary mandefa MP na miantso avy hatrany
Contacte 0347162279

Salama tompoko…. Tonga indray zao ny          Pose Dos, Pose Dos, Pose Dos     Tsy mifidy moto, mety am moto rehetra   F...
14/11/2023

Salama tompoko…. Tonga indray zao ny
Pose Dos, Pose Dos, Pose Dos
Tsy mifidy moto, mety am moto rehetra

Fixation en métal blender (tena mafy be io).
Éponge d'origine.
Couverture impeccable misy marque d'origine.
Modèle disponible: misy ilay misy marque d’origine ary misy ilay tsotra.
Mety amin’ny lamosina rehetra
Mazaka pavé mitotototona
Mety amin’ny lalandratsy, miaka-midina
Mi-fixe tsara

Tsindrio ny sary dia miseo ny prix.
Livraison gratuit raha tana centre ville misy anao, ary manao livraison any faritany koa izahay.

Aza misalasala ary mandefa MP na miantso
Contact 0347162279

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bomba Motors posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category