Boucherie & Charcuterie Tia'nay

Boucherie & Charcuterie Tia'nay Boucherie en Ligne

😳 Tsy voatery hen’omby foana vao steak an !🔥 Steak poulet anie ka malefaka, matsiro ary tena mora karakaraina eh 😍Mampat...
10/07/2026

😳 Tsy voatery hen’omby foana vao steak an !

🔥 Steak poulet anie ka malefaka, matsiro ary tena mora karakaraina eh 😍
Mampatsiro ny 🍔 hamburger , 🥗 salade 🍚 frites sy vary mafana 🤤

📩 Afaka manao commande amin’ny MP ihany koa na miantso ny 034 25 478 47 .
Tongava ary miantsena ety amin'ny Boucherie & Charcuterie Tia'nay :
📍Ampitan'ny pharmacie RN2 Mahazo
📍Alohan'ny Marie Stella Analamahitsy
📍Akaiky ny poissonnerie Manda

Tia Pâté anefa tsy mihinana kisoa ?Afaka mankafy azy foana ianao satria volaille no hanamboaranay azy 😋Aza misalasala mi...
09/07/2026

Tia Pâté anefa tsy mihinana kisoa ?
Afaka mankafy azy foana ianao satria volaille no hanamboaranay azy 😋

Aza misalasala miantsena na mandefa commande 🤗
Ny toerana misy anay :
📍 Analamahitsy akaikin'ny Marie Stella
📍 Mahazo ampitan'ny pharmacie RN2
📍 Sabotsy eo amin'ny arrêt akaikin'ny poissonnerie Manda
📱 Contact: Mp na 034 25 478 47

Efa sakafo atoandro kosa izao fa tsy fanandramana intsony eh 🤣🤣🤣
08/07/2026

Efa sakafo atoandro kosa izao fa tsy fanandramana intsony eh 🤣🤣🤣

😩 Rehefa manao barbecue na rôti ianao dia matetika maina sy mafy loatra ny hena?🔥 Ny olana dia matetika tsy mahay misafi...
07/07/2026

😩 Rehefa manao barbecue na rôti ianao dia matetika maina sy mafy loatra ny hena?

🔥 Ny olana dia matetika tsy mahay misafidy hena mety isika.

✅ Ny Échine de porc kosa dia malaza ho malemy sy matsiro satria misy tavy mifangaro tsara amin'ny hena.

😋 Vokany?
Barbecue mitsonika tsara , rôti matsiro ary sakafo ankafizin'ny vahiny sy ny fianakaviana.

📍Aza hadino ny maka échine de porc vaovao ato aminay ho an'ny sakafo manaraka!

📍 Analamahitsy akaikin'ny Marie Stella
📍 Mahazo ampitan'ny pharmacie RN2
📍 Sabotsy eo amin'ny arrêt akaikin'ny poissonnerie Manda
📱 Contact: Mp na 034 25 478 47

Efa vonona ny handeha hiantsena ve ?Ato aloha mijery izay atao laoka amin'ity herinandro ity 😉 🍜1⃣Akoho gasy rony be sak...
06/07/2026

Efa vonona ny handeha hiantsena ve ?
Ato aloha mijery izay atao laoka amin'ity herinandro ity 😉 🍜

1⃣Akoho gasy rony be sakamalaho
2⃣Voatavo sy sosisy
3⃣Anatsonga sy tsaramaso lena ampiana angivy
4⃣Patsabe sauce
5⃣Voanjobory lena sy ravim-bomanga
6⃣Sosety sy atody
7⃣Choux fleurs sy hena-kisoa na akoho

🍜Samia hoe miteny hoe iza amin'ireo no tiany indrindra 😋

Tripy malefaka tsara no mahatonga ny rehetra mazoto homana ! 🍲✨Sakafo faran'izay matsiro 😍Aza misalasala miantsena na ma...
04/07/2026

Tripy malefaka tsara no mahatonga ny rehetra mazoto homana ! 🍲✨
Sakafo faran'izay matsiro 😍

Aza misalasala miantsena na mandefa commande 🤗
Ny toerana misy anay :
📍 Analamahitsy akaikin'ny Marie Stella
📍 Mahazo ampitan'ny pharmacie RN2
📍 Sabotsy eo amin'ny arrêt akaikin'ny poissonnerie Manda
📱 Contact: Mp na 034 25 478 47

Misaotra anareo efa manafatra sy matoky anay hatrany ❤️Raha mbola tsy nanandrana ianao dia fotoana izao 😉📍Ampitan'ny pha...
03/07/2026

Misaotra anareo efa manafatra sy matoky anay hatrany ❤️
Raha mbola tsy nanandrana ianao dia fotoana izao 😉

📍Ampitan'ny pharmacie RN2 Mahazo
📍Alohan'ny Marie Stella Analamahitsy
📍Akaiky ny poissonnerie Manda
👉 Antsoy ny +261 34 25 478 47 fa aterinay ny commande-nao !

Mody avy miasa ianao, reraka dia inona no mahamamy ny hariva? 🍲Mazava ho azy fa sakafo matsiro miaraka amin’ny ankohonan...
02/07/2026

Mody avy miasa ianao, reraka dia inona no mahamamy ny hariva? 🍲Mazava ho azy fa sakafo matsiro miaraka amin’ny ankohonana ❤️
Ohatra hoe nofon-kisoa endasina miaraka amin'ny vary sosoa be ranony 😋

👉 Tongava maka ny anao dieny mbola misy fa lany haingana io rehefa hariva 😉

Ny ahitana anay :
📍 Mahazo eo ampitan'ny pharmacie de la RN2
📍 Analamahitsy, eo ambany kelin'ny centre médical Marie Stella ( lalana makany amin'ny coliseum )
📍 Sabotsy namehana, akaikin'ny Poissonnerie Landa, eo amin'ny arrêt bus Sabotsy
👉Ary ianareo ?

Itony Cervelle itony ilay laoka spéciale satria tsy dia fahita firy 🧠😍Ny andro izao mangatsiaka dia atao rony miaraka am...
01/07/2026

Itony Cervelle itony ilay laoka spéciale satria tsy dia fahita firy 🧠😍
Ny andro izao mangatsiaka dia atao rony miaraka amin'ny sakamalaho izy no tena MATSIRO 😋 Eny eh , na alaina rony moa aza mety dia atao croquettes 👌

Boucherie & Charcuterie Tia'nay :
📍Ampitan'ny pharmacie RN2 Mahazo
📍Alohan'ny Marie Stella Analamahitsy
📍Akaiky ny poissonnerie Manda
👉 Antsoy ny +261 34 25 478 47 fa aterinay ny commande-nao !

Ianareo koa ve indraindray mividy m**o dipaina dia misy totokena ? 🥲👉 Tongava ety aminay fa HENA 100 % no hanamboarana t...
30/06/2026

Ianareo koa ve indraindray mividy m**o dipaina dia misy totokena ? 🥲
👉 Tongava ety aminay fa HENA 100 % no hanamboarana totokena ato 😍
Azo antoka tsara 💯

Aza misalasala manatona mividy ety amin'ny point de vente :
📍Analamahitsy ambanin'ny Marie Stella
📍 Mahazo ampitan'ny pharmacie RN2
📍 Sabotsy, arrêt akaikin’ny poissonerie Manda
📲Azonao atao ihany koa anie ny mandefa commande par Mp na miantso ny +261 34 25 478 47 eh fa manao livraison izahay !

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00
Sunday 07:00 - 12:00

Telephone

+261342547847

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boucherie & Charcuterie Tia'nay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category