24/06/2025
Tonga ny arrivage Crevettes Gm sy Filet de poissons vaovao sy kalitao tsara . Satisfait ou remboursé !
Ry mpanjifa hajaina ❤️
Ela izay nandrasanareo ny arrivage hazan-dranomasina frais tsara ( hotrany mahazatra) ato aminay Fruits de Mer Frais Tsara
Tia manolotra sakafo mahasalama ho anao sy hoan' ny ankohonanao ve ianao ?
Mankafy Crevettes vaventy tsara , frais tsara sy be nofony tsara?
Mankafy filet de poissons amin' ny tena frais sy mafilotra tsara?
Leo hazan-dranomasina be glace be sady tsy misy tsirony intsony?
Matetika mahazo hentana ratsy lanja foana ?
Aza misahirana intsony tompoko fa ny Crevettes sy filet de poissons ato aminay no mety aminao sy ny fianakavianao 😊
✅️ Crevettes frais, kalitao sy vaventy tsara
✅️ Filet de poissons Cabot sy Rouget tena vaventy sy be nofony tsara
✅️ Mbola mafilotra tsara satria sous glace fa tsy congelé
✅️ Lanjainay tsara satria volanao no miala tompoko
✅️ Livraison à Antananarivo 24h après la pêche
Fantatrao fa ny fihinananao sakafo mahasalama no antoka voalohany amin'ny fahasalamanao ?
Fantatrao fa tokony hihinana hazan-dranomasina in- 2 isak' herinadro isika mba hazoahoan' ny vatantsika ny akora mahasalama azy?
Fantatrao fa ny fihinana Crevettes sy trondro avy an- dranomasina dia mitondra otrik' aina tena mitondra hery sy tanjaka ho an' ny vatana? Toy ny vitamine, Omega-3, Fer, Sélénium, Iode sy Zinc.
Manaova toy izay rehetra efa nanjifa ny Crevettes sy Filet de poissons tato aminay fa ho afa- po anao sy ny ankohonanao tompoko 😊 Hoy i madame Fanja hoe: " Tena tsara be ny hazan-dranomasina ato aminareo. Hita fa tena frais sy kalitao tsara le izy . Faly ery ny ankohonako fa sady mihinana sakafo mafilotra sy mahasalama tsara"
Tolory sakafo tsara sady mahasalama ny ankohonanao fa ny fahasalamana no voalohankarena !
Aza misalasala mifandray aminay ato amin' ny hafatra miafina ( mp) na miantso ny laharana 032 57 276 13/ 034 82 885 61
Mirary tontolo mahafinaritra ho anao sy hoan' ny fianakavianao tompoko🥰