Soa Voamboatavo

Soa Voamboatavo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soa Voamboatavo, Grocers, Andohalo Antananarivo, Antananarivo.

12/04/2026

VOAM-BOATAVO mahasoa 🏺Vovony na Voany.
Vokatra @ kalitao tena tsara sy voavoatra, 100% natoraly tsy misy fangarony.

20.000 Ar ny fonosana iray.
Lanjany : 150g Net

- Prostate : mampihena ny fivontosana, mitazona ny prostate tsy hivonto. Manampy ny lehilahy ho amin'ny fahatanjahana.
- Diabète : mampihena ny tahan'ny siramamy ao amin'ny vatana, manala ny manetsina ny fantson'amany. Mampilamina ny fiasan'ny voa
- Tosi-drĂ  : manala tsikelikely ny cholesterole be loatra amin'ny vatana, manampy amin'ny fikorianana'ny ra, manala ireo tavy manelingelina ny lalandra sy ny fo. Mahatonga ny tosi-dra hilamina.
- Près sy postemenopause : mora kokoa ny hiatrehan'ny vehivavy ireo noho ny filamina'ny fo sy ny tosi-dra.
- Hoditra : manamandina ny hoditra, manalefaka sy miaro azy tsy homakina.
- Ny saina : manampy amin'ny fiasan'ny saina noho izy misy oméga 3.
- Anticorps, misy vitamine C.
- Manampy amin'ny torimaso.
- Manampy amin'ny fanirin'ny volo.
- Mety atao fanampin-tsafako ihany koa.

Efa misy fomba fampiasana azy eo @ emballage.
Afaka miditra mp @ andinindininy.

Laharana: 0344212874 na 0346211599 na 0331401497

Récupération : Andohalo
Manao livraison manomboka amin’ny 3000 Ar (Arakaraka ilay toerana misy atsika).

15/03/2026
14/01/2026

VOAM-BOATAVO mahasoa 🏺Vovony na Voany.
vokatra @ kalitao tena tsara sy voavoatra, 100% natoraly tsy misy fangarony.

20.000ar monja ny fonosana iray
Lanjany: 150g Net

-Prostate : mampihena ny fivontosana, mitazona ny prostate tsy hivonto. Manampy ny lehilahy ho amin'ny fahatanjahana
-Diabète : mampihena ny tahan'ny siramamy ao amin'ny vatana, manala ny manetsina ny fantson'amany. Mampilamina ny fiasan'ny voa
-Tosi-drĂ  : manala tsikelikely ny cholesterole be loatra amin'ny vatana, manampy amin'ny fikorianana'ny ra, manala ireo tavy manelingelina ny lalandra sy ny fo. Mahatonga ny tosi-dra hilamina
-Près sy postemenopause : mora kokoa ny hiatrehan'ny vehivavy ireo noho ny filamina'ny fo sy ny tosi-dra
-Hoditra : manamandina ny hoditra, manalefaka sy tsy makina
-Ny saina : manampy amin'ny fitadidiana noho izy misy oméga 3
-Anticorps, misy vitamine C
-Manampy amin'ny torimaso :
-Manampy amin'ny fanirin'ny volo : miaro ny volo tsy ho maina
-Mety atao fanampin-tsafako ihany koa

Efa misy fomba fampiasana azy eo @ emballage.
Afaka miditra mp @ andinindininy.

Laharana: 0344212874 na 0346211599

Récupération : Andohalo
Manao livraison manomboka 3000ar/ arakaraky ny toerana.

Address

Andohalo Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261344212874

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Voamboatavo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category