11/01/2026
🌱✨ 𝗦𝗘𝗠 𝗡𝗮𝘁𝗶𝗼𝗿𝗮 – Masomboly voafantina, vokatra madio ho anao! ✨🌱
Na tokotany kely fotsiny aza no anananao, dia mahavokatra miavaka sy matanjaka ny masomboly Natiora.
Avy amin’ny fifantenana tsara, vokatra maharitra, ary manaja ny tontolo iainana.
🥕🍅🌽 Aleo hitombo ny vokatra ao an-taninao :
Mahomby amin’ny toerana tery
Mety amin’ny toetr’andro eto Madagasikara
Manome vokatra betsaka sy salama
🌿 Aza miandry toerana lehibe… miomàna hamboly amin’izay anananao!
👉 Safidio ny masomboly NAtiora – Mahomby kokoa!