07/04/2026
🚨Misy lehilahy ray hita faty🚨
Misy olona iray (lahy) hita faty Ampasipotsy, akaikin’ny gare routière.
➡️ Mbola eo an-toerana hatramin’izao ny razana.
🙏 Zaraina betsaka ity hafatra ity mba hahafahan’ny fianakaviany na olona mahalala azy mamantatra azy.
©️hanitrasoa marie edwinah
Harao atrany ny pejy 🙏