25/05/2024
🔺Devis part 1🔺
Raha anao devis trano ianao dia fantaro aloha ireto :
1 Longeur(L) ,largeur(l), Hauteur(H)
2 Fantaro hoe fir m2 ny tranonao
ohatra: L=10m.l=7m.H=3m
L 10m×H3m=30㎡ dia atao ×2 io 60㎡ izany no fitambaran ny surface ny Longeur aloha
l 7m×H3m=21㎡ dia atao ×2 koa io 42㎡ zany ny fitambaran ny surface ny largeur dia atambatra ireo dia 60㎡+ 42㎡ =102㎡ zany no refy ivelan ny trano, de raha misy efitra dia kajiana arak izany ihany
3 Fantaro hoe inona no hanaovana ny rindrina :parpaing ve? de raha parpaing de parpaing de firy?20 sa 15
raha biriky dia fantaro koa ny volume an ilay biriky
4 Fantaro hoe mur firy no hanaovana azy raha biriky ,mur 22 sa mur 35?
raha mur 22 dia mahalany 100 piece a130 piece biriky eo ny 1 ㎡, raha mur 35 dia mahalany 150 p a 170 piece biriky eo ny 1㎡, dia io apitomboana an ilay refy ny fitambaran ilay surface
102 ㎡× 130 piece ohatra raha mur 22
NB: efa calcule miaraka amin izay biriky mety ho simba sy ho tapaka io
5 Fantaro hoe hatao enduit ve ilay trano , raha atao enduit dia 1,5 cm eo ny teviny raha parmant( ilay mahitsy tsara)2,5 raha contre parmant(ilay somary misy lava sy fohy ny biriky ka miteraka lavaka)dia kajiana arak izay hoe mahalany fir m3 ny enduit,
fomba ikajiana azy tsotsotra, raha any amin parmant izany hoe 1,5 ny teviny enduit dia mahavita 66m2 eo ny 1metre cube(m3) ny mortier(fitambaran ny fasika sy ciment)
raha contre parmant ndray 2.5 ny teviny dia mahavita 40 m2 indray ny 1m3 ny mortier, dia kajiana arak izay ny lanin ny enduit
ohatra:102m2 izany dia mahalany firy m3 mortier? raha 66 m2 no vitan ny 1m3 (regle2/3)
102m2 mahalany 1.6m3 eo
6 Ny dosage ny enduit indray mahalany ciment7piece sy sable 1m3 eo ny mortier 1m3
izany hoe raha 102 m2 zany dia mahany 1,6 m3 ny ivelany, 2,55m3 ny anatiny mahalany 4,15 m3 izany ny hatiny sy ivelany
mahalany ciment 28 piece sy sable 4m3 eo izany ny enduit ny rindrina 102m2
Ahoana ny akotrany rindrina sy enduit?
🔺soraty eo am coms ary ny hoe tohiny raha mahaliana 🙏