Hygea Madagascar

Hygea Madagascar Distribution, représentation et vente de produits d'hygiène et d'entretien à Madagascar.

✨ Les papiers hygiéniques Tranquil font peau neuve ! ✨Vous l'avez peut-être déjà remarqué… Nos emballages Tranquil se mé...
22/07/2026

✨ Les papiers hygiéniques Tranquil font peau neuve ! ✨

Vous l'avez peut-être déjà remarqué… Nos emballages Tranquil se métamorphosent ! 🎉

Un nouveau look, plus moderne et plus coloré, tout en conservant la qualité et le confort que vous connaissez et appréciez depuis toujours. 💙🧻

Alors, que pensez-vous de ce nouveau design ? 👀☺️

Tranquil, une marque distribuée par Hygea Madagascar !

🎓 Mirary soa ho an’ireo mpanala bacc izahay ato amin’ny Hygea Madagascar : Alefaso fa vitanareo io ✨! 🙌✅Aza adino ny Mou...
20/07/2026

🎓 Mirary soa ho an’ireo mpanala bacc izahay ato amin’ny Hygea Madagascar : Alefaso fa vitanareo io ✨! 🙌✅

Aza adino ny Mouchoirs Blancs fa mangatsiaka izao ny andro a 🤗 !

Ririnina izao ny andro  🥶🌬️🤧 Mamely ihany koa ny sery sy ny gripa amin’izao fotoana izao. Noho izany, tsara foana ny man...
14/07/2026

Ririnina izao ny andro 🥶🌬️

🤧 Mamely ihany koa ny sery sy ny gripa amin’izao fotoana izao. Noho izany, tsara foana ny manao mafana, misotro rano betsaka ary tsy manadino mitondra TOP Pocket n’aiza n’aiza alehanao ! 💙👜

✨ TOP Pocket, vokatra tsinjarain’ny Hygea Madagascar !!

Ny Hygea Madagascar dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Asaramanitra ! 🇲🇬✨🎉Manaova fety sambatra daholo ! 🥳...
26/06/2026

Ny Hygea Madagascar dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Asaramanitra ! 🇲🇬✨🎉

Manaova fety sambatra daholo ! 🥳🎊❤️

Inona ny vokatra Hygea tena tianao indrindra ? ✨Lazao anay anaty commentaire hoe ! 👇💬💚
23/06/2026

Inona ny vokatra Hygea tena tianao indrindra ? ✨

Lazao anay anaty commentaire hoe ! 👇💬💚

Dada, olon-tokana tsy manampaharoa 🤩 ! Mirary fety sambatra ho an’ny ray rehetra ny ekipan’ny Hygea amin’izao andro nato...
21/06/2026

Dada, olon-tokana tsy manampaharoa 🤩 !
Mirary fety sambatra ho an’ny ray rehetra ny ekipan’ny Hygea amin’izao andro natokana ho anareo izao ❤️☺️👨 !

🌷💖 Hygea souhaite une merveilleuse Fête des Mères à toutes les mamans ! 💖🌷Que cette belle journée soit remplie de joie, ...
31/05/2026

🌷💖 Hygea souhaite une merveilleuse Fête des Mères à toutes les mamans ! 💖🌷

Que cette belle journée soit remplie de joie, de tendres moments partagés et de précieux souvenirs auprès de ceux qui vous sont chers 💐👩‍👧‍👦💝

Le saviez-vous ? Les culottes menstrulles Sally existent aussi en paquet de 10 🤩❤️ !Retrouvez les dans vos supermarchés ...
22/05/2026

Le saviez-vous ? Les culottes menstrulles Sally existent aussi en paquet de 10 🤩❤️ !

Retrouvez les dans vos supermarchés habituels dès maintenant 😉 !

'Ndao isika mba hilalao kely e !Aiza ny lalana raha handeha hividy Couche Patapon nouveau-né 🤩 ?Patapon, vokatra tsinjar...
20/05/2026

'Ndao isika mba hilalao kely e !

Aiza ny lalana raha handeha hividy Couche Patapon nouveau-né 🤩 ?

Patapon, vokatra tsinjarain’i Hygea Madagascar

Le saviez-vous ? 💬Culotte mentsruelle Sally, distribuée par Hygea Madagascar !
15/05/2026

Le saviez-vous ? 💬

Culotte mentsruelle Sally, distribuée par Hygea Madagascar !

Address

Andoharanofotsy Antananarivo 102 PK 11 Route D’Antsirabe
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hygea Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hygea Madagascar:

Share