07/06/2024
🥰Hizara recette vita amin'ny FROMAGE isika anio🥰🤤
Ndao ary ☺! Katlesy au fromage 🧀🧀
Zavatra ilaina :
Ovy 500g
Atody 2
Fromage 200g
Chapelure
Kotomila, sel, poivre, gingembre, cumin
▶Fanaovana azy :
Alaina ny ovy andrahoina aman'akorany, na tonga de voasina mety daholo. Tsy atao malemy bé .fa mivoraka dia tetehina ny kotomila miaraka @ tongolo voatetika madinika efa nendasina kely miaraka @ karazana épice ail, gingembre somary nataoko misy2, cumin, poivre avy eo nasina fromage ny eo ampovony. Kapohana ny atody dia asoka tsirairay ao le ovy efa vita bory2 dia asoka @ chapelure indray avy eo. Tsy atao mamay loatra ny afo dia arotsaka rehefa hita fa somary doré dia avadika @ zay.
Raha ovy 250g dia atody 1
Raha ovy 500g dia atody 2
Raha tinao moa asiana lafarine kely ts maninona mety ihany koa
Ny fromage dia afaka jifaina ato https://www.facebook.com/profile.php?id=61556081882796... ⬇⬇⬇ ao amin'ny commentaire ny tohiny 😘🧀