Manda Fasalamana sy ny Tontolony 3R

Manda Fasalamana sy ny Tontolony 3R Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manda Fasalamana sy ny Tontolony 3R, Grocers, 0385531919, Antananarivo.

💚 FIKARAKARANA NY VOA 💚Maro ny olona tratran’ny olana toy ny calcul rĂ©nal (vato ao amin’ny voa) sy insuffisance rĂ©nale (...
17/08/2025

💚 FIKARAKARANA NY VOA 💚
Maro ny olona tratran’ny olana toy ny calcul rĂ©nal (vato ao amin’ny voa) sy insuffisance rĂ©nale (tsy miasa tsara ny voa). Raha tsy tsaboina dia mety hitarika fahasarotana hafa eo amin’ny fahasalamana izany.

🍃 Soa fa misy vahaolana natoraly afaka manampy amin’ny fitsaboana sy fanadiovana voa:

💧 EAUX FLORÉAL

Vokatra natoraly 100%

Manampy amin’ny fanalana vato voa sy fanamaivanana ny tsy fahampian’ny fiasan’ny voa

Manadio sy manatsara ny fiasan’ny voa amin’ny ankapobeny

Sady tsy misy effet secondaire

📩 Habe: 250ml
💰 Vidiny: 35 000Ar

đŸ“© Raha mila fanazavana fanampiny na fitsaboana manokana dia andefaso hafatra miafina.
☎ 034 55 319 19

★ INSUFFISANCE RÉNALE & CALCUL RÉNAL ★★ Prix 35000Ar   tĂ©l. 034 55 319 19» » Maro ireo manao tsinontsinona ny VOA(Rein) ...
18/05/2025

★ INSUFFISANCE RÉNALE & CALCUL RÉNAL ★

★ Prix 35000Ar tĂ©l. 034 55 319 19

» » Maro ireo manao tsinontsinona ny VOA(Rein)
→Fantaro fa mahafaty ny tsy fiasan'ny Voa
→Ny Dialyse anefa lafo dia lafo
✓ Karakarao ny Voa anao dieny mbola salama

♄ Izahay dia manana vahaolana Natoraly haroso ho anao Mitsabo ny Aretin'ny Voa(Rein) na ihany koa fisorohana ny aretina, manadio voa.. Sns
→ Koa raha Mahaliana anao ny Fitsaboana Natoraly ♄ dia manasa anao hiditra ao avy hatrany Tompoko

{  FITSABOANA REIN NA VOA   }Eaux florĂ©al : 35.000 Ar prixTĂ©l. 0385531919 na 032 13 865 52✓ IREO FOMBA FAMANTARANA FA MA...
28/02/2024

{ FITSABOANA REIN NA VOA }
Eaux floréal : 35.000 Ar prix
Tél. 0385531919 na 032 13 865 52

✓ IREO FOMBA FAMANTARANA FA MARARY VOA NA REIN NY OLONA IRAY ( SymptĂŽme d'insuffisance rĂ©nale)

●Malain-komana
➱Tsy misy tsiro-kanina ny Vava
●Misy infection urinaire , trouble urinaire, manotroka ny lokony p**i sady bĂ© fofona
●Mivonto ny tongotra sy fe ary tanana sady mi- crampe matetika
●Marary lamosina sy valahana ambany iny
●Mivalo-mainty
➱ bĂ© tasitasy ny tarehy... sns
●Lasa mihena hoazy , maloiloy lava
●Mikorontana ny torimaso
●Reraka lava .......

Fantaro fa raha misy reo fambara ireo Dia marary reins ianao zay

Raha maha Liana anao ny fanafody natoraly Dia midira Mp .
- Manao livraison TANA ville
- Mandefa Faritany

{  FITSABOANA REIN NA VOA   }Eaux florĂ©al : 35.000 Ar prixTĂ©l. 0385531919 na 032 13 865 52✓ IREO FOMBA FAMANTARANA FA MA...
27/02/2024

{ FITSABOANA REIN NA VOA }
Eaux floréal : 35.000 Ar prix
Tél. 0385531919 na 032 13 865 52

✓ IREO FOMBA FAMANTARANA FA MARARY VOA NA REIN NY OLONA IRAY ( SymptĂŽme d'insuffisance rĂ©nale)

●Malain-komana
➱Tsy misy tsiro-kanina ny Vava
●Misy infection urinaire , trouble urinaire, manotroka ny lokony p**i sady bĂ© fofona
●Mivonto ny tongotra sy fe ary tanana sady mi- crampe matetika
●Marary lamosina sy valahana ambany iny
●Mivalo-mainty
➱ bĂ© tasitasy ny tarehy... sns
●Lasa mihena hoazy , maloiloy lava
●Mikorontana ny torimaso
●Reraka lava .......

Fantaro fa raha misy reo fambara ireo Dia marary reins ianao zay

Raha maha Liana anao ny fanafody natoraly Dia midira Mp .
- Manao livraison TANA ville
- Mandefa Faritany

SAKAFO MIKOLO NY FAHASALAMAN'NY VOA SY NATAO HO AN'IREO TRATRAN'NY TSY FAHOMBIAZAN'NY VOA (  # Insuffisance rĂ©nale)đŸč🍀: P...
26/02/2024

SAKAFO MIKOLO NY FAHASALAMAN'NY VOA SY NATAO HO AN'IREO TRATRAN'NY TSY FAHOMBIAZAN'NY VOA ( # Insuffisance rĂ©nale)đŸč🍀:
Papay; persil ; voasarimakirana; paoma; trondro matavy; pastĂšque ; tantely; tamotamo; chou-fleur ; laisoa; goji; voaroihazo; karaoty; "grain de lin"; vomanga; tsaramaso mena; voaloboka; tongolo gasy; basilic ; betterave; beroberoka; " desmodium; mananasy; blueut; "fructus";vahona; apongabendanitra; tongolo mena; voatabia; tongolo gasy; sakamalaho; angivy ; haricots verts ; sns...

🍃??🍒

Azonao antsoina ny tel 0385531919, fa mizara fitsaboana naturels 100%✅

Address

0385531919
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manda Fasalamana sy ny Tontolony 3R posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category