SIRA MEVA

SIRA MEVA Sira Meva tena Meva

😍 Meva tena Meva 🧂 Sel de Mer SIRA MEVA – Sira madio, iodé & fluoré, mampiakatra avy hatrany ny tsiron’ny laoka 😍🔥🇲🇬 Vit...
04/12/2025

😍 Meva tena Meva
🧂 Sel de Mer SIRA MEVA – Sira madio, iodé & fluoré, mampiakatra avy hatrany ny tsiron’ny laoka 😍🔥
🇲🇬 Vita Malagasy, kalitao tsy miova, Meva - tena Meva foana!
✅ 1 sac > 100 sachets : 17.000 Ariary
✅1sac > 50 kilos : 37.000 ariary

Commande-nao sisa andrasana 🥰
📞34 97 559 66 - 33 11 462 11

MEVA

Ho anao mpivarotra na Grossiste amin'izao fotoana n'y GREVE izao , afaka manatitra SIRA anareo izahay Raha maka +10 sacs...
28/09/2025

Ho anao mpivarotra na Grossiste amin'izao fotoana n'y GREVE izao , afaka manatitra SIRA anareo izahay Raha maka +10 sacs >SEL FIN na 5 sac > GROS SEL ianareo .
📞034 97 559 66

🇲🇬❤️ Ary ahoana indray ty resaka sira ity fa sendra hitako tany hoany ???MADAGASIKARA TANY MASINA⬜ FADIANO NY  MANOME SI...
24/03/2025

🇲🇬❤️ Ary ahoana indray ty resaka sira ity fa sendra hitako tany hoany ???

MADAGASIKARA TANY MASINA
⬜ FADIANO NY MANOME SIRA OLONA AMINY ANDRO ALINA, NY OLONA MANGATAKA SIRA AMINY ANDRO ALINA DIA MPAMOSAVY

Ny sira dia TSIRO sy HAJANY, midika izany fa izay rehetra asiana sira dia mahafinaritra amin’ny tsiro, ary izay ao anatiny dia masina (mahay, manana herin-tsaina).

Noho izany, fady ny manome sira amin’ny olona any ivelan’ny trano, indrindra amin’ny alina, satria avoakanao any ivelany ny TSIRO sy ny HAJANY an-tranonao ka mety homenao olon-dratsy izany.

Ka Izany dia midika ho fanariana ny tsodrano ao an-tokantrano, ny haja an-tokantrano, ary ny tsiro an-tokantrano.

Ny sira koa dia fiarovana ara-panahy. Efa hatramin’ny ela izy no nampiasaina hanadiovana, hitahiry tsodrano, ary hanakanana ny fanahy ratsy. Rehefa manome sira amin’ny alina ianao, dia mampihena ny fiarovana ara-panahy ao an-tranonao ka mety ho mora voan’ny loza sy ny angano.

Mitandrema, satria ny olona mangataka sira amin’ny alina dia mpamosavy, fa tsy fanao tsotra izao. Raisiny aminao amin’ny hafetsena ny haja sy ny tsiron’ny tranonao, ary afeniny ho azy.

Raha tsy voakarakarao tsara, dia mety hanjavona tsikelikely ny tsiron’ny fiainanao, ny fanambinana ao an-tranonao, ary ny fiadanana ao amin’ny fianakavianao.

Niandramina ✍️

SIRA MEVA 🏝️🏞️Efa fantatry tsika tsara ny hatsaran'ny SIRA Morondava , fotsy tsara .🍟🍳🫘🫕🍜🗣️💣 Ho anao mpivarotra tsotra n...
27/12/2024

SIRA MEVA

🏝️🏞️Efa fantatry tsika tsara ny hatsaran'ny SIRA Morondava , fotsy tsara .🍟🍳🫘🫕🍜

🗣️💣 Ho anao mpivarotra tsotra na Grossiste na mpikarakara sakafo . Afaka mamatsy SIRA ho anao izahay .
💣 18.000 ariary > 1 sac # 100 sachet.
💣 37.000 ariary > 50 kilos.
🎁🎁Nb : + 10 sacs SEL FIN ou 5 Sacs Gros SEL > Livraison Gratuite.

☎️34 97 559 66 ou 33 11 462 11 > service commercial .

SIRA MEVA GROS SEL Efa fantatry tsika tsara ny hatsaran'ny SIRA Morondava , fotsy tsara .Aza tara fa somary efa vitsivit...
31/08/2024

SIRA MEVA GROS SEL
Efa fantatry tsika tsara ny hatsaran'ny SIRA Morondava , fotsy tsara .
Aza tara fa somary efa vitsivitsy izy ato ,
📢📢📢 39.000 ariary , ny 50 kilos .
☎️📞 034 97 559 66 ou 033 11 462 11.

SIRA MEVA 🗣️💣 Ho anao mpivarotra tsotra na Grossiste na mpikarakara sakafo . Afaka mamatsy  SIRA ho anao izahay . 💣 18.0...
15/04/2024

SIRA MEVA
🗣️💣 Ho anao mpivarotra tsotra na Grossiste na mpikarakara sakafo . Afaka mamatsy SIRA ho anao izahay .
💣 18.000 ariary > 1 sac # 100 sachet.(200g)
🛵🚛Haterinay raha maka mihoatra ny 5sacs ianao eto Antananarivo.
☎️34 97 559 66 > service commercial .

👉👉Naiza Naiza misy anao dia Afaka mandefa ny commande ianao.>> Ho raisinay an-tanana tanteraka ny fandefasana azy.Mankas...
03/03/2024

👉👉Naiza Naiza misy anao dia Afaka mandefa ny commande ianao.
>> Ho raisinay an-tanana tanteraka ny fandefasana azy.
Mankasitraka anareo izay efa miara miasa aminay na eto Antananarivo na any amin'ny faritra.

SIRA MEVA Afaka mamatsy SIRA ho anao izay mbola hivarotra izahay . >Épiceries na > Grossistes  ☎☎ 34 97 559 66Nb: Livrai...
18/02/2024

SIRA MEVA

Afaka mamatsy SIRA ho anao izay mbola hivarotra izahay .

>Épiceries na > Grossistes
☎☎ 34 97 559 66

Nb: Livraison Gratuite .> Antananarivo (Ville) .

§§ 💶💶18.000 ariary > 100 piéces.
▶🍚🍚(200g)

Address

II 45 AR
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SIRA MEVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category