12/06/2026
π ABONNEZ-VOUS π
POINTS DE VENTE :
Antananarivo
Eto amin'ny Tsena LAC BEHORIRIKA tompoko
Box 074
Repère :
ArrΓͺt Bus antsoina hoe : SODIAT
Misy ireo tsena amorondrano behoririka ireo Box 074
Eny face trano barotra AVOTRA no akaiky anay .
Laharana azonao iantsoana :
π034 08 526 28
π034 92 041 33
π037 95 619 39
π033 96 775 29
Ouverture : Lundi a samedi du 8h30 a 16h00
Tsy miasa dimanche izahay
π΄π΄π΄Afaka manao livraison izahay raha mety aminao .
Manomboka 3000ar frais de livraison Tana villes . Miankina amilay toerana misy anao frais de livraison
πππβοΈπ₯οΈMandefa colies provinces ihany koa izahay. Azo antoka tsara 100%
Tongava mitsidika tompoko